JOYEUX ANNIVERSAIRE .

21. Fiffi ( 01/01/2007 00:37)
Bon anniversaire koa ireo namana mihisa 190 zay anio le 01/01/07 ny annif-ny ...

ZINA , TISERA , DIZNEFF34 , sy ny namana bobaka be ireo .....190 ny isany !:-*:-*:-*:-*
22. Fiffi ( 01/01/2007 01:14)
[IMG]http://membres.lycos.fr/smilizgs/12/GS_7529fe53f13f42f220a5b5609010b77c.gif[/IMG]
23. fasaly ( 01/01/2007 02:12)
fiffi! injay fa top!:roll::-D
24. Fiffi ( 01/01/2007 16:51)
:roll: tsy azoko akia fasaly an ! :-*:-*
25. fasaly ( 01/01/2007 17:15)
nanome top andry zà teo e!
fa zao njy vao hita de tara bal zany njy!:wink::-D
26. Fiffi ( 01/01/2007 17:19)
kiiiii !!! :-D:-D:-D:-D:-D
27. fasaly ( 01/01/2007 19:06)
:-D:-D:-Dam manaraka ndray zany:wink::-*
28. Fiffi ( 01/01/2007 20:31)
:-D:-D:-D ngamba akia mbola somary dozidozy kely de tsy naharaka klé ! :-D:-D:-D:-D
29. fasaly ( 01/01/2007 21:12)
hitako mitsy ka! tsy manina fa am bal manaraka ndray omeko top mpôka be amzay henondry tsara:wink::-D
30. Fiffi ( 01/01/2007 22:22)
miandry ny tompon'ny annif zany hizara gatô koh ! :)
31. prime ( 02/01/2007 08:22)


Misaotra betsaka anareo rehetra...

Dia mirary taona hitondra fitahiana ho anareo tsirairay avy sy ho an'ny ankohonanareo...


32. Fiffi ( 02/01/2007 09:44)
raikitra zany ny fizarana gatô....:)
33. tywa68 ( 02/01/2007 10:43)
tsy azo zaraina ny gatô fa ny tompom-pety 1 mbola tsy hita !
34. watafon ( 02/01/2007 11:57)
Mirary soa antsika rehetra e! :-*:-*:-*
35. hery ( 02/01/2007 13:55)
Misaotra betsaka dia mirary soa antsika rehetra ihany koa e.

Ny ahy moa ny anniversaire tsy dia ankalazaina firy satria ny olona somebiseby amin'ny fety daholo... sady vetivety dia adino.

Koa misaotra izay nahatsiaro.
36. Fiffi ( 02/01/2007 17:58)
ka mety tsy nankalazaina firy satria natambatra kosa zany le fety koh ! :) tondé 2 be zao...

de raikitra @ zay zany ny fizarana gateau an ! :)
37. andry08 ( 02/01/2007 19:33)
Tena alefaso ilay gaô klé!:D
38. andry08 ( 02/01/2007 19:34)
Alefaso ilay gatô fa tsy gaô klé!:D:Dkaly io klé
39. Fiffi ( 02/01/2007 21:02)
40. andry08 ( 02/01/2007 21:09)
=D=D, merci !Hi!hi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0569