haharitra ve?
1. xxx
(
30/12/2006 13:52)
tantara tsy angano angano na arira arira fa tena niseho!
t@ resaka chat no nifankafantaran'izy 2 (tsy karajia fa chat malagasy hafa)
-ravhv sy ralhl dia samy vozongo
-ravhv: niteraka 2/ ralhl niteraka 1
-ravhv any @ sud-est/ ralhl any @ nord de paris
-ravhv efa 6 taona tsy niaraka t@ lhl/ralhl namono tena indroa fa saingy raté daholo
-ravhv salama saina/ ralhl efa nijanona heritaona tany @ toeran'ny marary saina (fa mbola mihinana fanafody tres balèzes)
-ravhv miaina @ resaka sosialy/ ralhl torak'izay
-ralhl rehefa mankany @ ravhv dia alefandravhv any amin'ny rainy ny zanany/ ravhv rehefa makany @ ralhl dia alefany any @ rainy ny zanany
-tsy mihaona raha tsy isaky ny 2 na 3 volana
ka hoy ny fanontaniana mipetraka mila valiny mitsanagana hoe dia haharitra ve ny fiarahana toy izao? na dia efa ela tsy niarahana t@ olona aza ve dia atao toy izao ny ankizy? na efa ela tsy niarahana t@ olona aza ve dia izay premier venu dia hiarahana ary indrindra fa efa fantatra fa olona dépressif be ity ralhl? hahatsangana projet (comme ils le prétendent) ve ny fanampiana ara tsosialy azon'izy ireo, satria dia samy tsisy te hiasa na ravhv na ralhl (efa zatra tolorana mantsy).

novalian'i fasaly ny 31/12/2006 09:55
3. soanja
(
30/12/2006 18:15)
Asa re miankin amin'ny fiovan'ny zavamisy eo ny hitondra azy haharitra na tsia satria rehefa miaraka ny olona roa dia afaka miova, satria takin'ny zavamisy.
Aty aminay misy olona be dia be kilemaina/sembana ara-tsaina na down Syndrome sns dia afaka miaraka tsara na dia misy aza ny fanampiana avy ety ivelany (ny hafa) manamora izany fiarahany izany. Satria ny firaisana aranofo koa dia tena filan'ny olombelona tsara sy govana ka na misy aza ny fitivana na tsia dia afaka miafy ny olombelona anankiroa hamenoana an'io. Noho izany dia possible ny hampaharitra ny fiarahana nefa mety tsy hisy zavatra mivaingana mitoetra.