Spons Nakahy

1. pissoa ( 31/12/2006 08:54)
Miarahaba

Mba omeo ny tonon'ilay Spons Nakahy an'i Terakaly raha misy mahay o.

Misaotra mialoha
novalian'i pissoa ny 06/01/2007 14:14
2. xxx ( 31/12/2006 16:08)
d oe " A present tu peux t'en aller " v fa nahita "Spons Nakahy " :-D:-D:-D
klou klou hitady spons za ary alou:oops:
tsy mahay aky za a
:-*njy
3. pissoa ( 01/01/2007 19:24)
aza miteniteny oa njy :-D:-D:-D
4. xxx ( 02/01/2007 11:34)
ka zah mbola tsy nahita spons tsinona kou:-D
5. xxx ( 05/01/2007 23:44)
mbola tsisy mahay ihany v ranga le tononkira
kalo ary aky Terakaly mitsy no ataoko spons hangalana le tononkira fotsiny :-D:-D:-D:-D,
Ampina njay ry namana le size a " mitady tononkira spons nakahy sy ny adiresin'i Terakaly ze mahay o "

mbo bogosy ihany v alou nedala io e :oops::-D:-D:-D

aza hitako ka misy vadin'i Terakaly ato @ serasera:P

:-*njy , farany ito de tsy hiteniteny tsony zah
6. pissoa ( 06/01/2007 14:14)
Tsisy mahay ve ranga :(:-D

xxx, misy haiko le izy rehefa henoina akia a, fa tsy siora za fa tsy haiko tsinn le fiteny ka ngo de miteniteny foana :oops::-D

xxx, njy mampime :-*:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402