Mitady vahaolana momba ny hebergement any France

1. xxx ( 03/01/2007 15:47)
Mba mangataka toro hevitra avy aminareo ny fomba azahoana hebergement any france
Raha ny fahalalako azy alou ra vao manao reservation hotel de tsy lasa mitsy fa refusendry zareo ao @ ambassade
Sao mba misy afaka manoro hevitra
Misaotra betsaka
novalian'i niryna ny 16/01/2007 17:49
2. DONGAKA ( 07/01/2007 21:18)
sao dia heverinao fa moramora aza ny fiainana any an-dafy any e!
3. Fiffi ( 07/01/2007 22:10)
raha tsy mahafantra olona na tsy manana fianakaviana aloha de ho sarotra mihintsy io an ! satria zao ny antony:

-Mila manao certificat d'accueil le olona handray anao ! Noho izany de bdb ny paps tadiavin'ao @ ambasady ! oh: ny 3mois fiches de payes , sns....
-Lasa contrainte be ny fangatahana an'io paps io eny @ mairie satria bdb ny fanontaniana tsy maintsy valiana , ny habehin'ny trano , firy ny olona mipetraka ao , ny assurance sns......sarotra aloha an !
-Raha ohatra manko ka tourisme fotsiny tokony tsy olana loatra io fa raha resaka hoe hijanona aty ..heu....
Tsy hoe manakivy anao aho fa efa be loatra zay zavatra henoko momba an'io sy ny fandavana eny @ ambasady .....fa de courazy eh !
4. xxx ( 09/01/2007 17:08)
Tsy hoe manakivy anao zaho fa na ny hahazoana io hebergetment io ihany koa aza araka ny nolazain i fiffi dia tena henjana raha tsy olona tena mahatoky anao satria dia arahindry zareo akaiky mihitsy ilay izy ary raha sanatria ka mikilandy ianao dia ireo olona nanome hebergement anao no mahazo problema be. sady toa hoe indroa isantaona ihany hono no afaka manome io certificat io ny fianakaviana iray ka izany no mahatonga ny olona izao lasa mailomailo be tsy tahaka ny taloha raha vao hoe misy olona hangataka certificat d'acceuil.
5. Fiffi ( 09/01/2007 18:12)
xxx:
dia ireo olona nanome hebergement anao no mahazo problema be. sady toa hoe indroa isantaona ihany hono no afaka manome io certificat io ny fianakaviana iray ka izany no mahatonga ny olona izao lasa mailomailo be tsy tahaka ny taloha raha vao hoe misy olona hangataka certificat d'acceuil.
io aloha de tena marina ry xxx an ! hoe raha sanatria ka miklandy le olona na misy zavatra hafa hataon'le olona nomena certificat de ny nanomé no mahazo angano avy eo !
Ny fandefasana na fangatahana certificat indray aloha de mahazo mangataka na firy na firy isan-taona ianao kah ! saingy zao fotsiny : rehefa tapitra ny séjour-n'le olona nandefasana zay vao manao hafa indray.....
Heu....résponsabilité goavana ho an'ny mpandefa certificat aloha eh ! zay no mahasarotra azy !


6. fijo ( 11/01/2007 06:15)
sarotra e,fa ngaha tsy misy havan aaty le XXXXX
7. Fiffi ( 11/01/2007 06:38)
raha misy havana de ry zareo no hasaina manao an'io.....
8. niryna ( 16/01/2007 17:49)
xxx:

Tsy hoe manakivy anao zaho fa na ny hahazoana io hebergetment io ihany koa aza araka ny nolazain i fiffi dia tena henjana raha tsy olona tena mahatoky anao satria dia arahindry zareo akaiky mihitsy ilay izy ary raha sanatria ka mikilandy ianao dia ireo olona nanome hebergement anao no mahazo problema be. sady toa hoe indroa isantaona ihany hono no afaka manome io certificat io ny fianakaviana iray ka izany no mahatonga ny olona izao lasa mailomailo be tsy tahaka ny taloha raha vao hoe misy olona hangataka certificat d'acceuil.



Marina io satria ny ankabeazany dia hipetraka mihitsy fa tsy aka rivotra ka sarotra ny matoky olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1021