Liste des messages
Liste des messages, inserés par zizi, par ordre de date
zizi
(
07/06/2008 08:48)
Sao dia mba misy mahalala
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira ity, tsy tadidiko loatra ny fanombohany, fa misy izao teny izao " O ry........., izy hono hoe ka tia anao, satriny foana e eo anilanao(2 fois).. O...
suite
répondu par xxx le 07/06/2008 20:23
zizi
(
05/06/2008 09:46)
Sakafo mampihena tosi-drà(tension)
Hono ho aho, mba misy namako izay te hahalala ny sakafo mampihena tension fa tsy dia mahalala loatra aho(ny papay no mba fantatro fa tsy haiko koa na tena mandaitra io). Sao ianareo mahalala ankoatr'i...
suite
répondu par xxx le 17/06/2008 08:33
zizi
(
29/05/2008 17:12)
montage video gratuit
Slt. Hono ho'aho, sao mba misy logiciel na programa(tsy maninona na italiana na frantsay) gratuit ato amin'ny aterino eto e. Izany hoe ilay hahafahana manambatambatra video ireny e(montage video), nef...
suite
répondu par xxx le 29/05/2008 19:47
zizi
(
18/11/2007 14:40)
Power point(pps) misy sary animés
Salama e. Hono ho'aho, sao mba misy afaka milaza ny fanaovana ireny power point pps misy sary animés ireny, (izany hoe ilay foronina manokana fa tsy ilay alaina amin'ny internet) ohatra hoe sarinolon...
suite
répondu par aloalo le 20/11/2007 20:59
zizi
(
26/05/2007 05:52)
tratra ambodiomby
Slt. Ahoana ny fiheveranareo ny toy itony : filan-dratsy sa aretina sa tsy mety afa-po sa ??!!!! Tsy ampy ve ny vady aman-janaka no dia mbola tratra raikitra am-body omby indray ?
Andramasina. Lehi...
suite
répondu par kelly13 le 28/05/2007 08:10
zizi
(
05/05/2007 13:37)
Mba mangataka torohevitra, inona no hatao mba
Salama daholo e. Misy ilay teny hoe ny torimaso no itovizana amin'ny mpanan-karena. Izaho dia somary manana olana amin'ny torimaso(efa volana vitsivitsy izay) tsy fantatro hoe ahoana, sakafo sa tensio...
suite
répondu par ikaretsaka le 09/05/2007 12:52
zizi
(
15/01/2007 08:42)
izaho ihany ve no...
Hono ho aho, izaho ihany ve no tratran'ity problème ity androany ? Avy nanao installation Microsoft internet 7 aho, avy eo nanokatra boite mail yahoo.fr na it dia bloquer tsy mety misokatra, ny pseud...
suite
répondu par sitlo le 15/01/2007 18:47
zizi
(
03/01/2007 22:36)
izay mirevy video gasy
Asa rehefa hitanareo fa dia mba ifampizarana ihany e ho an'izay liana. Misy fijerena video malagasy amin'ity site ity
www.dailymotion/tag/madagascar
Afaka mizara amin'ny hafa ny video gasy anananao ...
suite
répondu par caprio le 20/01/2007 13:09
zizi
(
16/12/2006 10:20)
Hono ho'aho
Hono ho'aho, sao mba misy mahafantatra ny titre lay hiran'i Mahaleo hoe ".... fa ny tany kosa kosa kosa mihodinkodina any... tsy miraharaha izany an..." Ohatrohatra io lay teny. Misaotra mialoha....
suite
répondu par Fiffi le 17/12/2006 11:40
