montage video gratuit

1. zizi ( 29/05/2008 17:12)
Slt. Hono ho'aho, sao mba misy logiciel na programa(tsy maninona na italiana na frantsay) gratuit ato amin'ny aterino eto e. Izany hoe ilay hahafahana manambatambatra video ireny e(montage video), nefa koa tsy voafetra hoe 5mn ihany ny fitambarany fa mba mihoatra. Ilay tena mahaliana ahy ilay hoe ny hira azo atao iray ihany fa ny video atambatambatra samy hafa. Asa raha mety misy isites misy zany :( :) Misaotra.
novalian'i xxx ny 29/05/2008 19:47
2. xxx ( 29/05/2008 19:44)
http://tv.isg.si/site/?q=node/873
Tadiavo ao izay tianao
(mety misy interessant koa ilay mandeha linux fa jereo, ohatra an'ilay cinelerra ohatra)
3. xxx ( 29/05/2008 19:47)
ao amin'ny wikipedia aza kay dia efa ahitana lisitra :
http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_video_editing_software#Closed-source_freeware
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2044