Slt. Hono ho'aho, sao mba misy logiciel na programa(tsy maninona na italiana na frantsay) gratuit ato amin'ny aterino eto e. Izany hoe ilay hahafahana manambatambatra video ireny e(montage video), nefa koa tsy voafetra hoe 5mn ihany ny fitambarany fa mba mihoatra. Ilay tena mahaliana ahy ilay hoe ny hira azo atao iray ihany fa ny video atambatambatra samy hafa. Asa raha mety misy isites misy zany :( :) Misaotra.