tratra ambodiomby
1. zizi
(
26/05/2007 05:52)
Slt. Ahoana ny fiheveranareo ny toy itony : filan-dratsy sa aretina sa tsy mety afa-po sa ??!!!! Tsy ampy ve ny vady aman-janaka no dia mbola tratra raikitra am-body omby indray ?
Andramasina. Lehilahy tena niraikitra… ambodiomby !
24-05-2007 / 08:54
Nanao firaisana tamin’ny ombivaviny ilay raim-pianakaviana. Asa izay zava-niseho fa dia niraikitra teo ary niantsoana dokotera mihitsy vao afaka.
Ity ilay tena tonga amin’ny fitenenana hoe : « tratra ambodiomby !». Tsy nisy nahafahany niala intsony fa dia hitan’ny mpiray tanàna ilay raim-pianakaviana nanao firaisana tamin’ny ombivaviny. Niraikitra tao amin’ny ilay ombivavy rangahy ary niantsoana mpitsabo mihitsy vao afaka. Tany Andramasina tany no nisehoan’ity tantara mahatsikaiky sady mahamenatra ity, tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Raim-pianakaviana manam-bady aman-janaka ity lehilahy ity. Fianakaviana tantsaha ry zareo ary manana omby maromaro. Toy ny fanaony isan’andro dia mandeha miandry omby rangahy ary ny tolak’andro vao miverina. Tamin’io andro io anefa, tsy nody niaraka tamin’ny omby rangahy, ny andro anefa efa niha-maizina. Nitaintaina ny tao an-trano sao notafihan’ny dahalo na nisy zavatra hafa nanjo azy, ka natao ny fikarohana. Nalefa ny fitsofana kiririoka sy ny hazolava. Samy nikaroka avokoa ny iray tanàna. Hita tokoa rangahy tao anaty kirihitra ala, somary lavidavitra ny tanàna, saingy miraikitra amin’ny ombivaviny. Nafatony ny omby ary nanao izay nataony teo izy. Nosintonin’ny olona saingy tsy afaka mihitsy. Hany herin’ny fokonolona, niantso dokotera, ka ilay mpitsabo no nanao izay tokony hatao rehetra teo vao afaka teo amin’ny ombivaviny ilay raim-pianakaviana.
Asa na efa fanaon-drangahy ity filan-dratsy amin’ny biby fiompy ity na vao sambany izao, fa dia afa-baraka tanteraka ny fianakaviana iray manontolo. Sady maharary no mahamenatra !.
Aina
©Midi Madagasikara

novalian'i kelly13 ny 28/05/2007 08:10
2. Fiffi
(
26/05/2007 06:10)
fa nareo ve mba mijery ny dinika alohan'ny andefasana vao2 eh ? efa nisy namoaka an'io ato an ! sady juste io alohan'io mihitsy le izy ! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46558bfd9007c
3. sariaka
(
26/05/2007 06:27)
Aza omena tsiny izy fa tsy hitany avy hatrany, na koa miandry ilay valin'ny fanontaniana nataon'ny xxx hoe aretina sa filan-dratsy sa fa tsy gaga sy mitokelaka fotsiny!!!:roll::(:(
4. xxx
(
26/05/2007 09:35)
koa miverim-berina kosa koa, tahaka ilay iray atsy mitady resety na hamalona atsy koa!!! :evil:
5. xxx
(
26/05/2007 13:57)
azafady fa tsy fanahy iniako e. Efa nijery matetika ilay sujet aho fa tsy nety nivoaka tamin'ny dinika serasera ilay izy, tsy toy ny sujet hafa dia naveriko, kanjo nony lasa ilay izy vao tsikaritro tampoka hay efa nivoaka ilay izy. Fa na izany aza tsy nisy namaly ny fanontaniako hoe aretina ve sa dia efa filan-dratsy sa dia tsy mety afa-po raolombelona sasany no misy ny toy ireny??? Io no tena tanjoko tamin'ilay nandefa ilay izy e.
6. Fiffi
(
26/05/2007 20:40)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lis-un-livre.gif[/IMG]
7. sitlo
(
27/05/2007 01:10)
:-D
Mampatsiahy ilay blagy.
Taloha hono mpamely omby daholo ny olona. Dia lasa hoe Ampandrinomby.
Dia nisy razoky fohy kely hono dia tsy nahatakatra. Dia hoe any amin'ny amboa manarina eh. Dia lasa Ambohimanarina. :°)