bonjour l'inflation!!

1. bazylou ( 04/01/2007 11:57)
vao vita ny fifidianana dia lasa izao re tongotra, samy miakatra daholo izany na kaly, .. eny fa na ny mpangalatra aza dia nanao lanja miakatra hatrany!!!!!
novalian'i xl ny 23/01/2007 07:34
2. bazylou ( 04/01/2007 12:10)
efa deprecie 11% sahady ny ariary e!! milay ny taona vaovao an!
3. simplex ( 04/01/2007 12:33)
periode de soudure zao na dia hoe miakatra ary ny vary aloha @ toerana sasan-tsasany. Ny toerana sasany kere, ny sasany misy cyclone mampiakatra ny vidin'etana doly zany . Normale doly izany, 1.2 ozy ny taux prevu an'ny variations mensuelle mihoatra @ decembre http://www.instat.mg/Prod/Result/ipc.htm

2007 aloha tsy ho decollage zany, sady misy fifidianana 2 be zao.

Le 11% io ve efa effectif sa hoe mbola "sera". Ny any @ loi de finance 2007 anefa mety mbola croissance positive ihany... tsy haiko fa za tsy manana acces @ Lagazette DGI, no mbola tsy ao @ site mefb ny lf2007.
4. andry08 ( 04/01/2007 12:59)
aza hadino fa "courageux" ny malagasy fa aza dia "negatif" foana moa e!
5. bazylou ( 04/01/2007 18:40)
ilay izy anie tsy hoe negatif e!! fa efa fantatra volana 3 mialoha ilay izy fa naleo nodina tsy hita!!
Isan taona ao antanaa periode de soudure foana na ririnina na fahavaratra , lany androamin'ny manenjika andranona sy ranona ka tsy mahagaga fa vao manomboka tonga dia very 11% e! na ny deviak aza efa niletika nyariary !! ampian'ilay saosy 300 million moa sa miliara ariary nanjavona tao amin'ny Banky santraly!!
6. xl ( 23/01/2007 07:34)
MIASA MAFY
MIASA TSARA
MIOTY VOA TSARA
MIADANA
MANKATOAVA @ ZAY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2133