ity misy fikarakarana tarehy tena tsara
1. nenipita
(
04/01/2007 07:16)
salut nareo, tena anisany tia mikarakara tarehy raha izaho ity, ka raha misy olona mikarakara ny tarehiny @ produit naturel tena naturel de mba lazalazao eto ny fikarakarana azy( recette) sy ny asany.
ny ahy manoka izao de ity no efa nampiasaiko:
1)cocombre :
rapena malemy be ny cocombre de atao masque pendant 20 mn de atao matetika fa mihamazavazava be zany le tarehy raha mazoto
2) Persil :
Ampangotrahana be ny persil de anaovana evoka isaky ny alohan'ny hatory , tena tsy miala raha tsy ilay tena tsemboka be iny.
de avela ho maina eo na fafana @ coton
Tsy ariana ilay rano avy nanaovana evoka iny fa
rehefa maraina de atao fanasana tarehy izy iny.
Zay ampiasainareo koa mba tantarao e

novalian'i tafitalegentil ny 09/10/2015 09:41
2. simplex
(
04/01/2007 07:34)
Zokinay kou mampiasa an'le argile verte ireny. Tsy haiko tsara ny tena fandehany fa aosotra atao masque...
ary mietsiketsika mintsy anie nareo zany ry neni tato ho ato ee :-w:°):-*:-*

3. chipie1
(
04/01/2007 09:34)
huile d'olive sy tamenaka atody hanaovana masque , ajanona 20 mn dia avy eo sasana tsara aminy rano matimaty ny tarehy
4. xxx
(
04/01/2007 10:59)
Ny ahy ndray ilay faritra eo ambanin'ny maso iny(serne) tena mandreraka asa na misy mahay fomba fanalana an'reny nareo ra produit nat otran'io lazainareo io
saotra
saotra
5. fasaly
(
04/01/2007 11:35)
zà ndray kalou tsy de be filirony lotra fa msotra ihany am hevitra e! angamba ilaina ihany any aoriana any:wink::-*
6. xxx
(
04/01/2007 12:41)
mety @ rehetra ve ireo : peau grasse, peau sèche .
Surtout ilay argile vert no tiako ho fantatra , hoe raha peau sèche ve dia mbola asiana argile verte ihany hitroka rano !!!
xxx2 (hay efa misy xxx atsy aloha atsy ):D

7. koralie
(
04/01/2007 15:00)
tsy d tsara ny mampiasa argile verte matetika raha peau sèche. Rehefa mampiasa azy d asiana huile d'amande douce kely.
8. niryna
(
04/01/2007 15:19)
Jereo ao amin\'ny fahasalamana fa ho hitanao ao daholo ny toro-hevitra maro nalefan\'ireo namana hafa.
Saika mitovitovy daholo,ka ny zavatra naturaly rehetra izany dia saika azo hampiasana daholo hatramn\'ny oditr\'akondro hafangaro amin\'ny zavatra hafa toy ny tantely,ny voasarimakirana,ny atody,ny karoty,ny kokombra sns dia mety hatao maska daholo.
Saiky saro-pady ny tavantsika ka ny fampiasana ny maska sy mandoro azy amin\'ny entona isan-andro dia mety hanala ny hamanjana amin\'ny tava.Aza adino ny manasa ny tava matetika amin\'ny rano matimaty fa tsy mamay ary farano amin\'ny rano mangatsiaka.
Raha resaka maso indray dia tetehina ny ovy na kokombra dia atao eo amin\'ny maso rehefa manao maska iny ianao,raha mivoto lava moa ny masonao dia tsy maninona fa ataovy matetika io ovy io fa mangatsiatsiaka,raha manana fampangatsiahana ianao na frigo dia vao maika tsara atao ao ny ovy sady tsy mampaniry ovy ny mametraka azy ao.Mangatsiaka tsara ilay ovy na kokombra rehefa apetaka eo amin\'ny maso.Raha tsy manana dia lomy rano mangatsiaka mandritra ny fotoana maro ,fafana dia tetehina miaraka ny odiny atao boribory maromaro ka solosoloina atao ny maso mandritra ny fotoana hanaovana maska 10-20mn.Mazava ho azy fa mila maka aina kely na repos mandritra ny 20mn hanaovana maska sy amin\'ny maso ianao.( mandry eo am-pandriana),mianatra mampiditra sy mamoaka ny fofonaina,tsy mieritreritra na inona na inona,na mirotoroto,manampy amin\'ny vatana sy saina io fa andramo fa ho maivamaiva sy falifaly ianao :D:D:D
Raha misy mivonto ny ambany masona dia tsy ampy toromaso ny dikan\'izany koa mila manana ora 7-8 ora matory ianao.

9. xxx
(
04/01/2007 16:54)
niryna>>saotra betsaka fa za tena tsy afaka cerne mihitsy, en+ tsy mahita tory izany fa taitra alou fona tsy haiko we in ny antony!!
10. tslem
(
04/01/2007 18:28)
misaotra anreo retra retra fa mba hanandrana koa zany zah zao, sao d mba lasa belle gosse ihany tslem,:wink:
13. latina
(
26/01/2007 14:24)
Misaotra betsaka nenipita fa tsara be ilay cocombre rapena a! lasa ohatry ny avy nakany @ mpanao tarehy izany aho nanao azy.hihihihi!
Ny ahy indray ny fanaovako ny evoka dia ranona dità, hosorana voasary makirana moramora aloha ny tarehy hisokatra ny mason-koditra, dia avela ho maina, rehefa mangotra ny dità dia esorina eo ambony afo, misalobona servieta dia mihevoka eo mandra-paha tsemboka, isaky ny mahatsiaro mafana be ilay tarehy dia esorina aloha haka aina sao dia may ny hoditra. Rehefa afa-po dia tsoahina amin'izay, avela ho maina ary kobanina amin'ny rano mangatsiaka, fa tsy asiana ninoninona intsony satria, efa avy nisedra ilay hafanana be teo ilay tarehy dia mety tsy hahazaka zavatra hafa intsony, indrindra raha ho an'ny odi-tava malia.
Atao indroa isan-kerinandro io dita io raha be indrindra.