Fankalazan'TIM ny taona vaovao ....
1. Fiffi
(
06/01/2007 21:34)
de nisy zany ny fankalazan'ny TIM teto Paris ny taona vaovao 2007 ka jereo @ ity.....
http://img408.imageshack.us/img408/2730/dcfc0003tg4.jpg
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:47
3. lazaroa
(
07/01/2007 09:06)
Mahafinaritra raha samy malagasy no miara-mankalaza ny taona vaovao any ivelany .
5. Fiffi
(
07/01/2007 11:09)
DONGAKA: fa nga raha hoe nandefa an'io zah de hoe efa lasa minisitra ? :roll: heu....TSIA ny valiny aloha an ! sady tsy zany mihintsy ny tanjona.....
lagoon: ny sary misy fa miandry ny autorisation....
lagoon: ny sary misy fa miandry ny autorisation....
6. ronaldo09
(
07/01/2007 13:56)
TIM a!Tim .Mbola ho TAM io rehefa mihinana ny tsy fihinanay daholo.Ary ity fiffi ity ve rahavavin'i Lalao sa iza e!Ianareo sy hery TIM ery @sisiny nefa tsy fantatry ravalo akory!
8. Fiffi
(
07/01/2007 14:07)
ronaldo09:iza koa no andeha hihinana ny tsy fihinan'i ronaldo klé ! :{:{:-D:-D:-D
.Mbola ho TAM io rehefa mihinana ny tsy fihinanay
9. diamondra27
(
07/01/2007 14:08)
:lol:
tantarao akia a!
ka maninona anefa raha mba lasa minisitra ndry e!;-)
be de be ve nareo tany e!
ary TIM ihany ngah no nikarakara azy tao akia?:P:-$:-$
tantarao akia a!
ka maninona anefa raha mba lasa minisitra ndry e!;-)
be de be ve nareo tany e!
ary TIM ihany ngah no nikarakara azy tao akia?:P:-$:-$
10. diamondra27
(
07/01/2007 14:45)
alefao any @ sakafo any akia io ry fiffi fa toa tsara be le gatô a!:miam::miam:
11. Fiffi
(
07/01/2007 16:26)
tena nilay sady mamy beeee :miam::miam::miam: kosa aloha le gatô an !
Ny salle aloha de feno an ! sady nilay an ! manja eh !
Ny salle aloha de feno an ! sady nilay an ! manja eh !
