Fankalazan'TIM ny taona vaovao ....

1. Fiffi ( 06/01/2007 21:34)

de nisy zany ny fankalazan'ny TIM teto Paris ny taona vaovao 2007 ka jereo @ ity.....
http://img408.imageshack.us/img408/2730/dcfc0003tg4.jpg
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:47
2. DONGAKA ( 07/01/2007 08:42)
efa lasa minisitra ve aloha i fiffi e
3. lazaroa ( 07/01/2007 09:06)
Mahafinaritra raha samy malagasy no miara-mankalaza ny taona vaovao any ivelany .
4. lagoon ( 07/01/2007 10:20)
Aiza ny sary sasany ry Fiffi??
5. Fiffi ( 07/01/2007 11:09)
DONGAKA: fa nga raha hoe nandefa an'io zah de hoe efa lasa minisitra ? :roll: heu....TSIA ny valiny aloha an ! sady tsy zany mihintsy ny tanjona.....

lagoon: ny sary misy fa miandry ny autorisation....
6. ronaldo09 ( 07/01/2007 13:56)
TIM a!Tim .Mbola ho TAM io rehefa mihinana ny tsy fihinanay daholo.Ary ity fiffi ity ve rahavavin'i Lalao sa iza e!Ianareo sy hery TIM ery @sisiny nefa tsy fantatry ravalo akory!
7. Fiffi ( 07/01/2007 13:58)
ronaldo09 nga fantatr'i Ravalomanana ?
8. Fiffi ( 07/01/2007 14:07)
ronaldo09:
.Mbola ho TAM io rehefa mihinana ny tsy fihinanay
iza koa no andeha hihinana ny tsy fihinan'i ronaldo klé ! :{:{:-D:-D:-D


9. diamondra27 ( 07/01/2007 14:08)
:lol:

tantarao akia a!
ka maninona anefa raha mba lasa minisitra ndry e!;-)


be de be ve nareo tany e!

ary TIM ihany ngah no nikarakara azy tao akia?:P:-$:-$

10. diamondra27 ( 07/01/2007 14:45)
alefao any @ sakafo any akia io ry fiffi fa toa tsara be le gatô a!:miam::miam:
11. Fiffi ( 07/01/2007 16:26)
tena nilay sady mamy beeee :miam::miam::miam: kosa aloha le gatô an !
Ny salle aloha de feno an ! sady nilay an ! manja eh !
12. diamondra27 ( 08/01/2007 12:19)
@ manaraka rehefa misy piknik de tongava e!

tohizo ny lalana izany e!:wink:
13. Fiffi ( 08/01/2007 14:55)
eka ouz ....:)
14. fijo ( 12/01/2007 22:47)
de mba nanao fety koa ve ny mpanohitra tao parus e?????sa lany saosy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1458