Liste des messages

Liste des messages, inserés par glou, par ordre de date
glou ( 11/09/2009 12:52)
faha 10 taona ny Serasera,5 taona ny NSD
Miantso antsika Namana Serasera rehetra eto Dago mba ho avy hiaraka ankalaza ny faha 10 taona ny Serasera sy ny faha 5 taona ny NSD ny : - Asabotsy :03 octobre 2009 - fotoana @ 8 ora maraina ny fiai... suite
répondu par ANARIM le 14/10/2009 09:13
glou ( 28/07/2009 13:45)
NSD mifohaza
Inty ary le nandrasana : fihaonana kely ho an' ny NSD tsy ankanavaka na ireo namana vaovao te hihaona @ zoma ho avy zao ery @ 67ha parking atsimo face ny FLM , eo @ KOFA taloha @ 5h30mn , @ io no han... suite
répondu par hafaliana le 30/08/2009 13:03
glou ( 26/01/2009 07:30)
Tatitry ny fiarabana tratry ny taona o'safari 2009
Dia vita soaman_tsara indray ny fiarabana tratry ny taona tany @ o'safari t@ asabotsy teo, nahafinaritra @ akapobeny ny fiarahana na dia nisy aza ny indro kelin' ny mpandrafitra( nidecharge ny pil low... suite
répondu par tsokely le 18/02/2009 07:26
glou ( 15/01/2009 15:37)
fiarabana tratry ny taona 2009 ny NSD Namana Serasera Dago
Araka ny fangatahan' ny be sy ny maro dia atao ny : DATY: 24 janoary 2009 TOERANA : O SAFARI (route Ambohimanga) FIAINGANA : 8h maraina SHOPRITE andravohangy PARTICIPATION : 25.000fmg na 5.000 ari... suite
répondu par endrika01 le 28/01/2009 13:26
glou ( 03/12/2008 13:05)
hetsika sosialy Namana Serasera Dago NSD manakavaly
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD fotoana izay handehanatsika any MANAKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra ke... suite
répondu par naritsimba le 12/12/2008 08:05
glou ( 11/09/2008 14:16)
fivoriana ankalamanjana NSD
Antsoina ny Namana Serasera Dago rehetra mba ho tonga hamonjy fivoriana eny @ by pass ny asabotsy 13 septembre ho avy izao @ 14h30mn , ny fiaingana de eo @ taxibe ambohijatovo @ 14h , ny ho dinihina @... suite
répondu par Mimifali le 02/10/2008 09:55
glou ( 01/07/2008 15:12)
bon annif blanche 07
bonne annif de mahazahoa izay irina ehhhhh de aza adino ilay ronan'amamy ehhhhhhh :lol: mankalaza glou_... suite
répondu par RATOVOARY le 02/07/2008 14:39
glou ( 19/06/2008 14:33)
vacances mahajanga tohiny
ho anareo rehetra tapakevitra ny andeha dia mba manao confirmation kely eto alohan' ny 15 juillet mba hanomanana ny fiara hitondra sy ny fandriana atao reservation any antoerana satria koa misy isa he... suite
répondu par avylavitra le 20/08/2008 13:57
glou ( 31/03/2008 11:49)
manala azy namana dago
Nohon' ny fangatahan' ny namana maro eto DAGO izay tsy afa niaraka t@ lundi de paques dia hisy fiarahana mivaoka kely izay atao ny ALAHADY 13 AVRIL ho avy izao eny ANALAMANGA PARK rn 7 ka ny fotoana ... suite
répondu par Ralay le 13/04/2008 16:13
glou ( 05/01/2008 08:11)
fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008
Dia faly miarahaba antsika rehetra eto @ namana serasera ny tenako, enga anie ity taona vaovao ity hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy ary hitombo hatrany ny fifankatiavana sy ny fira... suite
répondu par Mimifali le 09/02/2008 17:41
glou ( 05/07/2007 14:28)
mbola vacances mahajanga ihany
dia mbola faly mitafa amianareo eto indray ny tenako mbola misy 4 places libre zany zao ho an' izay farany vao ho tapakevitra ny andeha ihany koa raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ireo lahara ... suite
répondu par glou le 21/08/2007 08:18
glou ( 19/03/2007 15:32)
vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga
Dia faly manoratra eto indray zany ny tenanay, tapaka t@ fivoriana nataonay fa ho raiketina ihany ilay sortie @ grande vacances any Mahajanga,fa ny daty no nahemotra kely noho ny fangatahan' ny be sy ... suite
répondu par karinah le 17/06/2007 22:00
glou ( 06/01/2007 15:31)
fambolena zana_kazo namanadago 2007
Ny voalohan- teniko aloha dia miarahaba antsika rehetra tratry ny taona daolo , enga anie ity taona vaovao ity ka hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy, araky ny programme ny namana dag... suite
répondu par fijo le 16/02/2007 05:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0953