NSD mifohaza

1. glou ( 28/07/2009 13:45)
Inty ary le nandrasana : fihaonana kely ho an' ny NSD tsy ankanavaka na ireo namana vaovao te hihaona @ zoma ho avy zao ery @ 67ha parking atsimo face ny FLM , eo @ KOFA taloha @ 5h30mn , @ io no handinihantsika ny hetsika ho atao sy ny vinavina rehetra eh , de sady fihaonana voalohany taorian' zay torimaso be zay ka ampitapitao eh
glou_
novalian'i hafaliana ny 30/08/2009 13:03
2. naritsimba ( 28/07/2009 13:48)
angaha zay natory kle????? misaotra anao ra-prezy fa dia @ zoma 31 jolay 2009 zao io an! aza atao fihaonana kely zany kosa kle, sady faran'ny volana @ io fa dia ho avy tokoa moa zany e!
Tongava daholo ry méme téte isany aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!
3. hery ( 28/07/2009 18:00)
Tonga de zoma manifika zany :-)

Sur aho fa anisan'ny resaka amin'io ny hetsika hankalazana ny 10e annif-n'ny serasera.org an :-p
4. tess ( 28/07/2009 18:24)
5. ravatorano ( 29/07/2009 05:44)
taitra ihany tsika ve ? :-P
nareo v ho tonga d za ndray no tsy ho avy kle !
d eny zany kouh !
6. ari.malala ( 29/07/2009 07:18)
:-( nenareo refa ts afaka ian zay vo atao ny fihaonana! zay aza mirava am 6 ko! mahavità b e! :-(
7. sipagasy ( 29/07/2009 10:06)
mmhhh efa miketrika sahady ny ho @ volana oktobre izany?? (10 taona) mmhh mahavità beh e!
8. Mimifali ( 29/07/2009 11:38)
Maniry dé maniry tokoa ny ho avy saingy tsy ho eto an-toerana ny tenanay @ zan zomà zan ka dé mahavità be nareo zé ho avy e ! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
9. ari.malala ( 29/07/2009 12:48)
Tô mitranga lela ftsn i tess? Nga ndry hoavy @ octobre sa... :P
10. mimich ( 29/07/2009 14:47)
Miarahaba antsika rehetra,

Vaovao farany:
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona hoy ny fitenenena. Noho ny antony maika sy tsy azo anoharana dia tsy eto an-toerana ny filohan'ny NSD amin'izao, maro ihany koa ireo mpikambana nilaza ny tsy fahafahany tamin'ny alalan'ny finday satria somary tampoka ihany ilay fihaonana. Noho ireo antony ireo dia nampitondra teny ny filohan'ny NSD fa ahemotra ny zoma 07 aout 2009 ny fihaonana tokony hatao amin'ny 31 jolay 2009 ho avy izao. Marihina fa ny ora sy ny toerana dia tsy miova.
ampitapitao ee!!!
Dia mbola mamerina ny fialan-tsiny hatrany
11. angotiko ( 29/07/2009 18:12)
miarahabe
taitra ihany raprezy klé, nefa taitra irery d mamaky takotra hihihi
12. naritsimba ( 30/07/2009 07:15)
izay izany eh! zahay vonona foana na atao @ faran'ny taona aza ny fiarahana e! hihihihihihihihihihihihi hahahahahahahaha hohohohohohohohoo hehehehehehehehehe
13. ari.malala ( 30/07/2009 07:16)
Ka na 31 na 07 tsy afaka ihany noho ny ora fa d mirary soa hahavita b o!
14. ravatorano ( 30/07/2009 09:30)
izay zany e !
tongava maro e !
ari < ny manetsa be mbola ho avy sady efa hanetsa zao ny tantsaha atsy ho atsy fa ka taitsa iha !
15. ari.malala ( 30/07/2009 10:20)
de miandry moa fa gasy e hihihi
16. hery ( 30/07/2009 11:12)
ari.malala> Rehefa mirava dia mamonjy eny e. Io anie tsy ho tapitra amin'ny 6 akory e :-)
17. texe ( 30/07/2009 11:54)
Tonga tsika @io e!
18. angotiko ( 30/07/2009 17:41)
ary za wa nanoratra ho an'i thiel fa tsy nivoka le soratra klé

d mino aho zany fa hisy 5eme mi temps io an! dia efa apetraka eo ambany fiahin'ny thiel mou zany rehetra zany mdrrrrrr

mimich sy mimifali 4x5 sa 4x4 hahahahahaha fame sa gastro pizza hihihii, la chasse sa ??? hahahahaha

ka tsy maintsy ho avy mou zany angamba na dia ny andray ny tanan'i texe fotsiny aza lol
19. kwit ( 31/07/2009 04:25)
za mou somary vao2 ihany ato , zaho kou ve afaka mamonjy izany fotoana izany ? sa ianareo mpikambana efa ela ihany ? Za kou mamkou mba te handray anjara betsaka ato anatin ' ty forum ty.Sad tiako ny serasera eh ,
Mba valio ra wii ehh,
20. ari.malala ( 31/07/2009 06:53)
kwit, hoantsika rehetra ny serasera, afk tonga soamantsara enao d hitanao any hoe otran ahoana ny ambians, fa sur ah fa tonga d tamana b enao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1022