NSD mifohaza
21. ari.malala
(
31/07/2009 06:55)
hery:
ari.malala> Rehefa mirava dia mamonjy eny e. Io anie tsy ho tapitra amin'ny 6 akory e :-)
Tahakizay afaka notanterahina ny teninao sefo :) bola kely ny kilonga e! :P sady viavy ny tena, ny toerana onenana mangingina iany, ny tany ts d milamina lotra ny resaka fandriampahalemana hainao iany...
22. fahamarinana
(
31/07/2009 07:51)
:arrow: ari :ao fa alaiko dia hateriko njy an ,zany an ! ... :-P ...Laingako zany
Mba te ho avy nefa indrisy e!...aleo ny aty no handrasana e ! :) (l)
Mba te ho avy nefa indrisy e!...aleo ny aty no handrasana e ! :) (l)
23. RATOVOARY
(
31/07/2009 08:12)
Zahay zany tara sambo rah izany. Zah ny sabotsy 07/08/09 maraina no migadona ao Tanà. Mahavità bé e!
25. pisolahy
(
01/08/2009 11:25)
K'aiza daoly e! mlay zany pro anareo zany fa de any zany mihaona e! Hoavy any pisolahy anjony pisovavy fa miomana nareo , miaou miaou ...
28. ari.malala
(
03/08/2009 06:43)
pisolahy:
K'aiza daoly e! mlay zany pro anareo zany fa de any zany mihaona e! Hoavy any pisolahy anjony pisovavy fa miomana nareo , miaou miaou ...
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
29. ravatorano
(
03/08/2009 06:50)
kwit < ny namana serasera dago dia natao ho an'ireo rehtra izay nisoratra anarana ato amin' ity takelaka namana serasera.org ity izay tsy mialonjafy tokoa koa raisina antanan-droa ny fahatongavanao !
pisolahy < marina zany e !
nathie86 < atsoy za amin'ny zoma d alaiko enao raha tsy hitanao ilay toerana e fa na izany aza mora hita ange io e!
pisolahy < marina zany e !
nathie86 < atsoy za amin'ny zoma d alaiko enao raha tsy hitanao ilay toerana e fa na izany aza mora hita ange io e!
30. ilalaina
(
03/08/2009 07:29)
slt daholo nareo e!
vao nanokatra an'ity fety sy fihaonana ity aho dia namaky izay vaovao ato sady faly satria izay indray vao taitra ny responsable e!tsy haiko na nohon'ny crise izay iaraha-mahalala ny zava-misy ka tsy atao mahataitra izany e! sa ahoana?tsy fantatro zah na hoavy na tsia fa ho hitako eo ihany e!sady amin'izay zoma manifika ilay izy klé!milay kosa izany an!!!zah aloha mampahery an'iprezy e!sy ireo izay miara-miasa aminy akaiky amin'ny fampandehanana ny hetsika samihafa e! courage ry zalahy fa milay be mihintsy ny ambiance e!
31. xxx
(
03/08/2009 21:41)
Manahona e! araka ny fahitako azy zany to otrny bola bedebe ny namana tsy afaka, za kou anisan'izany satria nisy empechement tampoka nefa mba samy te haniry ande amzany fihaonana zany, ka noho izany izaho dia mangatraka raha mety mba ijerevana marimaritra hiraisana de amzay mba samy afaka daoly ny oul de amzay kou bedebe ny mande any e!mba mangataka amny raprezy ra mety re e! okay
32. angotiko
(
04/08/2009 16:56)
xxx: ka na ato rahoviana io na atao rahoviana d misy foana ny tsy afaka fa ny tsara angamba d ny fihaonana no atao betsaka d samy mahatratra zay tratrany koooooo, ho an'ilay zay tia fety mou d mandeha foana kooo, raha matory eo ndray raprezy d miesona eo dôly tsika lol, izy aza taitsa tampoka teo kooo, sady hisy fety be ho ketrehiny ao alavidavitr ao an
:lol: :D :o
:lol: :D :o
33. tess
(
04/08/2009 17:15)
pisolahy:
K'aiza daoly e! mlay zany pro anareo zany fa de any zany mihaona e! Hoavy any pisolahy anjony pisovavy fa miomana nareo , miaou miaou ...
IZANY MPOU IZY IO
:-D :-D :-D :-D
36. thiel
(
05/08/2009 08:12)
Tena izaho aho vao nahita ny vao2 ka soa ihany izany fa ahemotra @ le 07 izao. Asa na ho afaka ny tenanay fa dia hiezaka saingy ity any @ 67ha ity no mampisalasala ahy satria be olona loatra no ankalamanjana dia ho matin\'ny hatsiaka eo.Tsy mahita toerana hafa ve e ? Eritreritra fotsiny ny ahy iny. Hay mbola mahatsiaro ihany ve ry angotiko é,tsy tezitra intsony angaha ? Ny 5° mi-temps efa vita t@ zoma farany teo tao @ fame satria dia tafahoana tao izahay sy i mimich ary ranix dia point à la ligne izany. Dia tsy maintsy les mémes tétes ihany izany no hifankahita any ? Tsy quoi fa\" revy daholo izany rehetrarehetra izany\" hoy ny vazon\'i Samoëla izay.
37. hafaliana
(
30/08/2009 13:03)
Fa manin le fihaonana raha mba atao andro sabotsy e ! zany tonga d mety tonga daholo ny rehetra. Ny capsat ndray ary no atahorana sody lazainy fa migrevy eo tsika :lol: