bon annif blanche 07

1. glou ( 01/07/2008 15:12)
bonne annif de mahazahoa izay irina ehhhhh
de aza adino ilay ronan'amamy ehhhhhhh :lol:
mankalaza
glou_
novalian'i RATOVOARY ny 02/07/2008 14:39
2. diamondra27 ( 01/07/2008 16:14)
bon annif akia blanche a
mino za fa tafita ny hafatra tam maraina teo e
de bizz eto ndray zany koa :-* :-* :-* :-*
3. sipagasy ( 01/07/2008 16:53)
bizz be mihintsy akiaa nnn, dia tsy manadino ny fiarahana e!!! tsy sasatry ny mijery ny sary tany aho lol hihihi

:-* (l) :-*
4. ikalamako ( 01/07/2008 16:53)
dia mirary soa koa akia blanche a ! Ho tratry ny mitsingeringerina. :-* :-*
5. tess ( 01/07/2008 17:07)
bonnanif blanche ôoo! :-*
6. naritsimba ( 02/07/2008 12:38)
mirary soa blanche, dia ho tratry ny manaraka indray?
7. RATOVOARY ( 02/07/2008 14:39)
Bonne annif blanche o! :-* :-* :-* De anomezo @ le kafe Noir eh! Iny no tena mb revin'ny tenanay. :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4216