faha 10 taona ny Serasera,5 taona ny NSD

1. glou ( 11/09/2009 12:52)
Miantso antsika Namana Serasera rehetra eto Dago mba ho avy hiaraka ankalaza ny faha 10 taona ny Serasera sy ny faha 5 taona ny NSD ny :
- Asabotsy :03 octobre 2009
- fotoana @ 8 ora maraina ny fiaingana eo @ Solimotel Anosy
- toerana aleha : Espace Oasis Vontovorona
- frais : 5.000 fmg (aller /retour )
- fidirana ao @ ilay Espace Oasis : 15.000 fmg
- ny sakafo sy ny boisson samy mitondra ny azy miaraka @ fitaovam-pihinanana, fa kosa ny laoka no ampitoviana daholo mba ho zavatra iray no hohanina any :
- Na Akoho sy petit pois na Saosisy sy petit pois fa kosa hisy sakafo homanin' ny fikambanana miaraka @ gateaux d' Anniversaire
- Hisy karazana jeux maro any fa andoavam-bola toy ny Billard, karaoke, baby, sns fa ny piscine ho an' izay te hilomano no gratuit tafiditra ao anatin' ny fidirana ka raha te hilalao dia efa hainao ny tohiny ...
- Hisy koa ny Echange de cadeaux ka iangaviana mba samy hitondra ( valeur minimum :10.000 fmg )
koa manentana antsika rehetra na ireo vaovao indrindra indrindra te hiaraka @ Nsd na ireo izay rehatra nandalo tao fa fotoana iray tokony ihaonantsika rehetra Mpisera io fa ny Namana hafa sy ny fikambanana hafa mpiara -miasa ary ho avy hanotrona antsika @ io.
ka tongava daholo eh!!!
TSIKY DIA AMPY
novalian'i ANARIM ny 14/10/2009 09:13
2. glou ( 11/09/2009 13:33)
Saika hadino raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ireto fone reto:
Glou :032.04.168.86
voahirana :033.12.609.87
avylavitra :034.02.220.49
mankalaza eh!!!!
3. sipagasy ( 11/09/2009 17:20)
mmhh izany hoe vao mirava ny anay aty dia hanenjika anareo any e!!! euuhh à tel no henjehina nareo kannn toa tsy hisy 'force one' manokana haka anay tsinona kouhhhh

Soa ny fiarahantsika e!
4. raozigasy ( 12/09/2009 20:14)
Miarahaba antsika rehetra e

mampahery sy mamporisika antsika rehetra any tana min'ny fikarakarana ity faha foto taona ity e

alefaso ny sary na affiche apetraka amin'ny site rehetra e

Mirary soa sy mampahery

Raozigasy
5. ravatorano ( 14/09/2009 06:24)
misaotra an 'i raprezy nanao ny tatitra ary efa eo koa ireo laharana finday azonareo antsoina momba ny fanontaniana ary ao koa ny karajia na ny hafatra raha tsy te hiresaka antsoratra ianareo !
ho fety tokoa izy io ary saika hadinon'i raprezy fa misy piscine any ary azo atao tsara ny milomano fa mitondrà maiiô de b1 e !
:wink:
6. angotiko ( 15/09/2009 03:40)
miarahaba ny rehetra ô
mazava tsara ny voalazan'ny rapresident fa dia tonga maro e, :lol: 8O :o
7. herimino ( 15/09/2009 08:56)
mba te hanao pointazy any za klee :D
8. nytsiry ( 15/09/2009 13:12)
ao fa ampitondrain'i ravato anah hono ilay mofo ry zareo ah fa aza matahotra ianareo eee ! d raha tsy tafa za d omeny an i ra lobaka fa efa vita ny resaka
manentana hatrany ny namana rehetra fa ny fafiny ho azo amin izany e !
9. glou ( 15/09/2009 14:44)
nytsiry>tsssss efa haiko ny passenareo an!
ny saika hamafisiko dia ho an' ireo manana tee shirt Serasera dia mba hanaovy ilay izy @ io eh!
ravatorano> mba lanceo ao @ tchat sy any anaty boite any ity dinika ity eh!
glou_
10. RATOVOARY ( 16/09/2009 05:24)
Voaray favao hitady elatra hikopahana e!
11. ravatorano ( 16/09/2009 11:32)
glou_ < za aza .... efa kobonao ihany kouh !
efa malaza ao amin'ny tchat ao ito kah ! tara be nao zany prezy an
nytsiry < reveko ny adinareo e ! ary tsy hita elah tamin'ilay fandravan i rapr ilay tendimbohitra an :-D :-D :-D :-P
12. notron ( 17/09/2009 11:38)
Tongava daholo eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!
Dia za ma................... tsony eeeeeeeeeeeeeee!
weeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
13. heureuse ( 17/09/2009 13:56)
glou< dia misaotra betsaka @ infos ra-Prez, enga anie ka hilamina ny tany @ zany fa mbola tsy fantatra koa raha ho afaka @ io fotoana io fa hiezaka ihany !!!


14. angotiko ( 17/09/2009 16:30)
heureuse hiezaka ahoana e, mila mifanatry tava amin'io kooo, sady hifandobera an
tongava daholo eeeeeeee 8-) (l) :^) :evil: :* :-*
15. heureuse ( 18/09/2009 08:13)
angotiko
16. sasa ( 18/09/2009 08:40)
ravatorano mampmé koa lay hoe naharava tenjombohitsa, tady ho arako le kozy!
Fa hiezaka za ho tonga amin'io raha tafa e! efa hainareo ihany.
Glou le vazaha tsy manaiky fa handé hono izy d ahoana? misy toerana ho an'ny vazaha ve? :-D :-D :-D
:-* :-* :-*
17. naritsimba ( 18/09/2009 08:47)
hiezaka ny ho avy tokoa moa izany, sady hanolo-tena mihitsy hanao paparazzi!!!
sasa> na gasy, vazaha, na japoney dia ento daholo eh!
heureuse> glou>angotiko> tsy maintsy raikitra ny 5ème mi-temps @ io fa tandremo sao misy mitsoaka eo!
Enga anie zà ka ho eto tana @ io fotoana io hihihihihi!
notron> dia ento ilay jiro fa manjary maizina ilay billard!
18. naritsimba ( 18/09/2009 08:48)
hiezaka ny ho avy tokoa moa izany, sady hanolo-tena mihitsy hanao paparazzi!!!
sasa> na gasy, vazaha, na japoney dia ento daholo eh!
heureuse> glou>angotiko> tsy maintsy raikitra ny 5ème mi-temps @ io fa tandremo sao misy mitsoaka eo!
Enga anie zà ka ho eto tana @ io fotoana io hihihihihi!
notron> dia ento ilay jiro fa manjary maizina ilay billard!
19. heureuse ( 18/09/2009 11:58)
naritsimba< tandremo ary sao be resaka be eo ianao, indrindra moa izany hanao paparazzi izany fa raha tsy afaka aho dia tantarao tsara ary ny fety.


20. angotiko ( 23/09/2009 03:41)
heureuse: hihihi tsy we tsy ita tampoka fa tena narary beuh wa le lamosiko, za aza tsy nahavily volant tsony, anontanio ry valihy fa tena narary beuh za, amin'io tsy mitsoka intsony za kooo, ao f ezahan hatramin'ny farany e, ary mba alamino le pro fa aza atao an'io

ravatorano: tode d feno ny poscine raha tsika sy enao no tonde miara mitsofoka ao d mihotra be le rano

naritsimba hahaha iny alou d tsy maintsy misy saingy asa za raha ho afaka hanao 5 e mi temps amin'io kouuuuuu, mis polisy hahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3641