faha 10 taona ny Serasera,5 taona ny NSD

41. angotiko ( 01/10/2009 16:26)
heureuse: hihihihi d ahoana ho avy njy amin'ny samedi an! manjary tsy misy 5 eme mi temps

fafa: tsy azoko ny tinao ambara, mila vanona sa mila ady ny fomba fanoratrao ato,

thiel: ntsoooo ao aza fa itondrako sao d tsy entinao manaraka anao manao 3eme mi temps za koooooo hahahahaha
42. fafa ( 02/10/2009 05:11)
angotiko : izaho tsy mila vanona aminareo ka

heureuse : tohizantsika ny resaka @ sabotsy ! sady nareo Thiel zany zandary tsy matahotra polisy an!

'ndao ary fa any isika mahita azy
43. heureuse ( 02/10/2009 07:22)
fafa
44. naritsimba ( 02/10/2009 07:58)
zà zao hitondra pôlisy anankiroa be zao mihitsy.
heureuse> milay le tafaraka miantsena foana an!
angotiko> tsy te hahita olona ho matin'ny havokisana @ io sabotsy io.
thiel> ahoana ko 'ty resaka polisy, zandary, 'ty e, zà zany hanao penitancier!!!! hihihihihi
fafa> mba ovay ny toetra fa aza manambany tena.
45. xxx ( 02/10/2009 08:02)
Raha saro-piaro ry ise aza mba mandeha any @ be oul any a! mbô marina e harary any an! :lol: :lol: :lol:
Tsy maintsy misy misangisangy any, mivazivazy, manalanala azy :-P
46. MioraArielle ( 02/10/2009 08:06)
Ho avy any zà e
47. fafa ( 02/10/2009 08:59)
heurese : ianao milaza tsy mahafantatra anà, nefa hoatran'ny mi-avancé zavatra hafa sy resaka hafa mihintsy ?

tairo irery ao ny FORUM en DIRECT-nareo e!
bonne chance sy plein de bonheur @ izay mbola hatao @ fiainana

sois HEUREUSE !!! ... comme ton "pseudo"
48. xxx ( 02/10/2009 09:52)
hum! moramora dôly ihany marina e! :?
49. fafa ( 02/10/2009 09:56)
xxx : ny aty indray mahay milamina ka, fa rehefa tsaroako hoe nanakorotana ny fiainako, d tsy maintsy ataoko koa ka. Mahazaka matoa manao olona
50. xxx ( 02/10/2009 10:01)
xxx : ny aty indray mahay milamina ka, fa rehefa tsaroako hoe nanakorotana ny fiainako, d tsy maintsy ataoko koa ka. Mahazaka matoa manao olona
ka sao dia tsisy porofo fa ahiahy fotsiny sa fampitomboan-dresaka nataon'ny hafa e! Dia eto mantsy ilay izy izao dia tonga dia miparitaka be sahady :(
51. xxx ( 02/10/2009 12:05)
Alamino oa raha mbola azo alamina fa ho hitam-bahoaka any ange ianareo e! Ary tsarovy fa ny teny toy ny atody...
Diniho tsara e! Izaho tsy mahafantatra anareo ireo na dia iray aza (fa nisy ny sasantsasany tazako t@ sary fotsiny, fa tsy nifanoratra tamiko an) fa na izany aza dia mba manome soso-kevitra fotsiny e! alamino.
:-*
52. xxx ( 02/10/2009 13:38)
ka efa hihaona any ihany ianareo ry HEUREUSE sy fafa ka maninona raha any no halamina ny tantaranareo fa tsy havoaka eto @ forum é ? :^) :^) :^) :^)
53. ANARIM ( 14/10/2009 09:13)
hummmmm na te handeha tany mafy aza dia tsy afaka noho ny hafenoandrano be loatra satria niampy 1 ilay 3, fa dia mba tantarao hoe nanahoana izy tao e! aiza ny sary????

ary iza koa reo diditsa kely reo ô?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3563