Free Hugs ho an'ny rehetra

1. soanja ( 07/01/2007 05:06)
Tsy vidimbola nefa mandaitra.:D:D:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)

http://www.youtube.com/watch?v=vr3x_RRJdd4
novalian'i soanja ny 09/02/2007 14:21
2. mbaliana ( 07/01/2007 09:26)
che bellooooooooo....:-*:-*:-*:-*:-* mahafinaritra kosa koa....:lol::lol::lol:
3. Fiffi ( 07/01/2007 13:17)
soanja: misaotra nizara...:):-*:-*:-*
4. soanja ( 07/01/2007 19:12)
Ampitiavana hatrany ho an'ny rehetra. :-*:-*:-*:-*
5. melody ( 08/01/2007 01:24)
soanja: m'ci saingy izaho kosa tsy hanao hugs an'io na dia maimaipona aza kou:wink:
6. soanja ( 08/01/2007 06:39)
Ok Melody. Manaja tanteraka ny safidinao aho. Betsaka tokoa no nanao toy izay eritreritrao izay.:D political mantsy io fa ny fivoakany no mahafinaritra fa tsy masiaka.
7. xxx ( 08/01/2007 15:49)
mba ataovy teny azon'ny besinimaro moa rehefa eto @ dinika fa in ty free hugs? ny teny anglisy anie ka be ny tsy mahay azy isika malagasy e, ny teny frantsay fara faharatsiny mba hay2 eny ihany! in aloha ty free hugs e? saotra e!:wink:
8. Samoana ( 08/01/2007 16:27)
xxx:

... ny teny frantsay fara faharatsiny mba hay2 eny ihany! ...


Rehefa teny vahiny tokony ezahina hazavaina daholo kah !Miampy ny teny gasy tsy fandre loatra:wink:
Ankoatry ny lohateny natolotra ho hitan'ny namana dia mba azoazo ihany ny tiana hampitaina @ ito hevitra iray ito satria mampiady sary sy maso dia ampy. Fa misy adihevitra mba hilaina fandikana tsindraindray ho an'ny mpamaky "tokan-dela" toa anay e :)!



9. Fiffi ( 09/01/2007 16:23)
xxx:
in aloha ty free hugs e? saotra e!:wink:
le calin-calin .....


10. mbaliana ( 10/01/2007 12:15)
samoana > tokan-dela .. tsy ratsy... :-D:-D:-D
11. xxx ( 10/01/2007 12:59)
Hatraty io mametra-panontaniana hoe inona ary ity "Free hugs" , jerena ilay lien ka vao maika tsy misy azo . Tsy teto irery moa fa indraindray ato efa lasa forum privé ho an'ny tsy mahay teny gasy intsony indraindray

tsy mba misy "serasera.org" teny anglisy angaha ry hery ho an'ny tsy mahay teny gasy loatra !!!
12. Fiffi ( 10/01/2007 19:41)
xxx: ka hoe le calin-calin koh
13. mbaliana ( 10/01/2007 20:30)
fiffi atao teny gasy hono e...za alou tsy mahalala ny tena dikany fa tonga dia azo kosa ny heviny teo am-pijerena ilay sary e...
14. cutie ( 10/01/2007 21:12)
sakambina maimaim-poana hono zany e :lol:
15. cutie ( 10/01/2007 21:12)
soanja
refa hitako njy de omeko big hugs :lol::lol::lol:
16. dailynews ( 10/01/2007 21:48)
ilaina tokoa rehefa mba reradreraka iny, na tsy reraka aza e. mahafinaritra foana ny fihinina sy sakambinina. Fihina ho andry ary soanja:*:-*:-*
17. Fiffi ( 11/01/2007 06:14)
mbaliana: io akia an ! sakambina eh !
18. Papoose ( 11/01/2007 09:36)
mifamihina kosa e!:°)
19. Fiffi ( 11/01/2007 09:43)
hay tokoa moa eh ? :)
20. mbaliana ( 11/01/2007 19:53)
mifamihina mifampisakambina...toa tsy mahalaza azy tsara koa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3821