Free Hugs ho an'ny rehetra

21. Fiffi ( 12/01/2007 06:39)
de zay zany le izy fa nga mbola misy azo hilazana azy hafa koh ?
22. xxx ( 12/01/2007 18:58)
mbo mitady raha mbola misy koa...:-D:-D
23. andry08 ( 12/01/2007 19:56)
"calins gratuis" no dikan'io fa aza hadino fa tsy misy zavatra gratuits izany!
24. cutie ( 12/01/2007 20:19)
zany ve
in aza zao ny ambadik;le hugs:lol:
25. mbaliana ( 14/01/2007 22:26)
cutie> publicité angamba hihihihihi
26. cutie ( 14/01/2007 22:40)
ngamba:-D
27. mbaliana ( 15/01/2007 19:35)
cutie lasa malaza zao lery fa namorona free hugs :roll::roll:
28. cutie ( 15/01/2007 21:37)
hihihi
29. fijo ( 02/02/2007 10:20)
ny ahy free zavatra hafa no tadiaviko e.
30. mbaliana ( 02/02/2007 11:55)
manomboka amin'ny hugs daholo e
31. tywa68 ( 02/02/2007 21:31)
mbaliana : zany an ! :lol:
32. fijo ( 02/02/2007 22:38)
ndry aza tsy manome hugs akory ko
33. mbaliana ( 06/02/2007 11:21)
ianao no tsy nahazo fa tsy nilahatra koa...
tywa68> fa ny anao manomboka amin'inn? :-D:-D
34. tywa68 ( 07/02/2007 08:51)
mbaliana:

ianao no tsy nahazo fa tsy nilahatra koa...
tywa68> fa ny anao manomboka amin'inn? :-D:-D


:lol::-D:-D arakarany !
35. mbaliana ( 07/02/2007 20:35)
hihi tonga ve dia misoty be
36. tywa68 ( 08/02/2007 20:26)
hay ve zany izy io ê ? :-D:-D
37. cutie ( 08/02/2007 23:31)
soanja
jereo ty nge :)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/europe/6338751.stm
38. soanja ( 09/02/2007 14:21)
Cutie> Misaotra. ouohouh Io no tena priceless hugs. I 'am loving it. Thanks. :-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1661