Fangatahana tononkira

1. faralisy ( 09/01/2007 05:55)
Manaôna daôly de arahabaina nahatratra ny taona vaovao ianareo namana rehetra, ialako tsiny raha zao vao afaka miaraha , mino aho fa tsy hisy tsiny satria hoy ny Ntaolo hoe : "Aleo tara toy izay tsy misy".
Tsy dia manna zavatra betsaka horesahina fa mba mangataka aminareo zay mba manana ny tonon-kiran'ny Tarika Ny Ainga mitondra ny lohateny hoe: "Haiko foana" raha mba manana ianareo. Misaotra mialoha, de mahereza daholo e!:P:oops:
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 06:18
2. Fiffi ( 09/01/2007 06:18)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=11 jereo hiany aloha sao de efa ato io fa ny titra no tsy mitovy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.16