Manaôna daôly de arahabaina nahatratra ny taona vaovao ianareo namana rehetra, ialako tsiny raha zao vao afaka miaraha , mino aho fa tsy hisy tsiny satria hoy ny Ntaolo hoe : "Aleo tara toy izay tsy misy".
Tsy dia manna zavatra betsaka horesahina fa mba mangataka aminareo zay mba manana ny tonon-kiran'ny Tarika Ny Ainga mitondra ny lohateny hoe: "Haiko foana" raha mba manana ianareo. Misaotra mialoha, de mahereza daholo e!:P:oops: