Liste des messages
Liste des messages, inserés par saho, par ordre de date
saho
(
02/01/2020 11:59)
Taona 2020
Mirary taona 2020 fandinihina sy fitsinjovana ny MG tsirairay
Antsika jiaby MG
Antsika akora baibay iray vohitra
Diniho ny ho avin ny mpianatra university rehetra eny Ankatso, ireo no ho avin ny f...
suite
saho
(
08/09/2019 06:09)
Mirary tsodrano
Fotoana lehibe manandanja amin izao fahatongavan ny lehiben ny finoana kristiana origine izao
Inona no atao hoe origine finoana
Tantara manana ny azy ny finoana origine. tsy azo raisina fotsiny ny la...
suite
répondu par rhaj0 le 30/11/2019 02:50
saho
(
28/08/2019 06:49)
Vola misy fetra ary azo faritana amin ny fitsipika sy fahendrena ny lanjany
Mahay momba ny fandaminana terms of money on economic ve enao
Betsaka no azo faritana izany saingy ny firenena tsirairay dia samy manana ny lanjambolany
Betsaka tokoa ireo vola kely miditra toa euros ...
suite
répondu par f.j.Toriel le 28/09/2019 11:27
saho
(
08/07/2019 06:05)
Kitra MG
Nilay ny taranja sport foot MG
Felicitation ho anareo Barea
Kompantanana avy aty Germany
Wouah!!!!!!...
suite
saho
(
08/04/2019 09:43)
Lalandrano madio sy malotoRano mikoriana etsy sy ...
Lalandrano madio sy maloto
Rano mikoriana etsy sy eroa na renirano na rano amin ny paompy fanja na koa Loharano
Tiana ny fivoarana kanefa ny fahadiovana no voalohankarena ry zareo
Raha maloto ny mano...
suite
saho
(
05/02/2019 07:27)
Taombaovao MG
Arabaina daholo,
rahoviana ny taombaovao MG ry zareo amin ity taona 2019 ity
Misy fihaonana ataon ny mpikambana serasera ve any MG
Mba faniriana hihaona n y Mpikambana any MG
Misaotra ho an izay mama...
suite
répondu par hery le 07/04/2019 22:05
saho
(
08/11/2018 04:48)
Future
Inona no tena tanjonareo aty ivelany aty ry zareo?
Mondialisation, miteny fiteny inona ianao en fr de mg us sa inona
aiza ho aiza no misy anao dia misy traikefa ve azonao enao mbola vao tonga taty i...
suite
répondu par Dreamlover14 le 11/12/2018 21:32
saho
(
05/11/2018 05:49)
Ady hevitra ady fahaizana ady lisitra fa tsy ady miafara mifamono na miafara mitana basy any fahafatesana
Mahaiza manadiady ry zareo. Mahaiza mifidy ny tsara indrindra
Raha za manokana dia izay fanatsarana ny fambolena mampitombo ny vokatry ny tany no loha laharana na iza na iza lany eo
Mitombo ny olona ...
suite
saho
(
28/09/2018 04:52)
Raha hanambady sinon mijanona celibataire
Hafatra ho anareo tanora
Ny fianarana, ny fahaleovantena ara bola, efa matotra ve ianao eo amin ny fiainana na ady hatrehana
Lazaiko eto hoe ady, tena izay no miseho rehefa tsy manjaka ny fitiavana
I...
suite
répondu par mirananirina le 24/11/2018 18:02
saho
(
04/01/2018 15:43)
Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza?
Karazana olona misy toa ny mpandraraha isankarazany misy ao Mada
Mponina tsotra sy atao hoe vahoaka fokonolona sy sefompokontany na ny hoe izany quartier mobile
Tompontrano sy mpanofa trano
Mpianat...
suite
répondu par saho le 07/07/2018 06:56
saho
(
15/11/2017 14:31)
Mpanentana miampy teknisiana sy ireo tia asa
Ny mpanentana ireo manana fahaizana etsy sy eroa toa ny teknisiana fanamboarana zavatra maro be tsy ampy mahatonga ny fahantrana no tsy misy
Raha misy mpanentana mandray ny asa vanona amin ny fo madi...
suite
répondu par saho le 16/11/2017 16:32
saho
(
10/11/2017 16:23)
Toa vahiny 95% daholo no tompon ny tena bizna any Mada any
Fandraharahana
Ny Vahiny anatin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy
Nanangona JRR il y a 4 jours , Fototry ny vaovao dia avy amin ny mpandraharaha karoka fiangonana katolika Malagasy VOLANA Okto...
suite
répondu par DOMI7947 le 05/05/2021 14:03
saho
(
23/07/2017 12:02)
Izao sisa hono i Gasikara, amiko ny taiza tsara azon ny tsirairay tsy ampy amiko dia samy manana saina daholo ny tsirairay
Ny fialana amin ny fahantrana voalohany dia ny toetsaina
Katsaho ny taiza madio ho an ny zaza mba ho tanora ho avin ny firenena iray, isika daholo no tompon andraikitra eo amin ny fisian ny sain ire...
suite
saho
(
11/05/2017 08:49)
Te ho tanora vanona va ianao
Karoka
fahantrana taloha no antony nisian ny ady lehibe teto Europa, betsaka ny eoraopeana noana dia mba tsy nisy ny noana taty ao aoriana, ny fahantrana no nahatonga ny ady lehibe nisy, noho ny tsy ...
suite
répondu par lantoratsida le 13/02/2018 12:22
saho
(
26/06/2016 18:39)
Baomba nipoaka nisy naratra sy maty 26 juin 2016 teny Mahamasina eo 7 ora alina
Ny fahaleovantena taratasy fotsiny tsy misy dikany
Izany antsoina hoe fahaleovantena miaro tanindrazana, tombotsoa vahoaka, tombotsoa iraisana misy sokajiny
ny vahoaka sahirana hamoretana ny zavamisy...
suite
répondu par harenadanny le 27/06/2016 05:30
saho
(
12/06/2016 16:21)
lalamby manerana an i Gasikara
Rahoviana vao hisy train du nord et partout a mada, nofinofy izany. mamorina mandoa 50milles ariary daholo ny malagasy tsirairay ohatra hanamboana lalamby sy lalana mampitohy eraky i Gasikara. ohatran...
suite
répondu par ilafy le 14/09/2017 05:17
saho
(
25/02/2016 18:55)
hena omby zantely jirama
Mbola tsy mangarahara ny fomba fiasan ny mpandray andraikitra misahana ny tena atao hoe filana andavanandro ilain ny mponina malagasy amin ny firenena malagasy
Maninona no haondrana any amin ny sinoa...
suite
répondu par ilafy le 14/09/2017 05:25
saho
(
10/10/2015 17:51)
Karama masovohy malagasy ambony be indrindra erantany
fa maninona ireo miasa ambassady malagasy mikarama ambony be
inona no antony
raha tena nahasoa, mety betsaka ny zavabitany azo nampifandraisana ny toejavatra tsy mety mampandroso any mada
ny malagasy...
suite
saho
(
09/08/2015 16:53)
10 Aogositra 1991, fotoana hahatsiarovana ireo Malagasy atody niady amambato namoy ny ainy
Mba mahatsiaro ireo Mpiray tanindrazana nanary ny ainy, niady mba te haneho hevitra...
Novonoina toa ny moka anefa izy ireo, tsy azo atao toy ny moka anefa izy ireo fa kosa tena fitiavana ny maha Mal...
suite
saho
(
06/08/2015 18:44)
Dola Loka rehareha tena marika volamena, tandremo sao diso lalana
Tena miarahaba manokana ireo tanora Malagasy mpanao fanatanjahantena nahazo ireo amboara tena volamena
Rehareha iraisampirenena tokoa izany marika volamena izany satria tena matanjaka tokoa noho ny h...
suite
répondu par sitlo le 07/08/2015 00:32
