Izao sisa hono i Gasikara, amiko ny taiza tsara azon ny tsirairay tsy ampy amiko dia samy manana saina daholo ny tsirairay

1. saho ( 23/07/2017 12:02)
Ny fialana amin ny fahantrana voalohany dia ny toetsaina

Katsaho ny taiza madio ho an ny zaza mba ho tanora ho avin ny firenena iray, isika daholo no tompon andraikitra eo amin ny fisian ny sain ireo zatra mpanao risoriso kolikoly maizintsaina sns....


Ireo no toetsaina fototry ny fahantrana eo amin ny toerana iray

Ny fanantenana farany dia ny fifampiraharaha misy eo ministera fanabeazana ambony sy ireo mpianatra nahavita fianarana ambony ary ireo mpanome na mpamorina asa na asa vaventy na asa madinika .

Iza ireo mpanome asa, ny orinasa mahaleo tena vaventy toa mpamokatra angovo ohatra na mpanao lalana na mpanao trano, na mpamokatra sakafo voahodina indostria isankarazany ronono yaouhrt dobera chocolat laglace gateau abartoire sns tsy ary voatanisa,
#
ny mpamatsy vola koa dia ny fandehanan ny vola toa ny banky mahaleo tena etsy sy eroa, ireo asa fitaterana isankarazany toa ny fiaramanidina lalamby taxi be taxi brousse pousse pousse sns...

Ireo mpanome asampanjakana koa etsy andaniny,miaramila polisy gendarme sy douane finance sy taxe sns tsy ary voatanisa
ny asan ny tantsaha koa mamelona ireo ambony vohitra,
ny asan ireo fitsaboana koa resaka fahasalamana

Be dia be ireo asa fa isika no gambany tsy mahay mamaritra azy

Raha lany ny volampanjakana noho ny risoriso sy kolikoly sy mpanao bizna maizina dia faillite ny firenena ary miha be ny olana, raiso ny andraikitra ry zareo

Isika no tompon andraikitra maneho ny tsy mety rehetra ary eo ny asan ny Fitsarana hanome ny rrariny sy hitsiny, kanefa raha ao koa no fototry ny ratsy rehetra sy aizina dia voa maika diso lalana sy very ny firenena

Karoka koa ny fanafodin ny fialana ny fisian ny fahantrana
fahantrana taloha no antony nisian ny ady lehibe teto Europa, betsaka ny eoraopeana noana dia mba tsy nisy ny noana taty ao aoriana, ny fahantrana no nahatonga ny ady lehibe nisy, noho ny tsy fisian ny sakafo fiakarambidy ny entana ilaina
Te ho olombanona va ianao?

Asio modely eo amin ny tanjonao, toa tantara fahiny raha hitodika capitaliste enao dia rockefeller na rotschild na ireo mpamokatra entana fiainana andavanandro ilaina

inona no azoko atao, iza no afaka hanampy ahy, tena tiako izany manao asa mahaleo tena izany, aiza no hahazoaka torohevitra be be kokoa, mamaky boky ve sa karoka eto internet ao youtube na koa google,
ahoana no fahaizana manao asa mahaleo tena
tianao ve ny karokaroka, ahoana hialana ny jiro maty foana, iza namorona ny electricity tamin ny andro nisiany, iza no nahay niady ny davanandro sns...
tianao ve ny mandalina ho lasa journaliste
tianao ve ny zavaboary hiarovana ny tontolo hiainana sy hampandehanana ny fidiran ny mpitsidika erantany, hanaovana hotely sy fidiran ny vola vahiny, hahatsara ny farimpiainana
tianao ve ny spaoro, hanao fifaninana erantany
tianao ve ny solombava ao antokantranonao eo fiaramonina eo fokontany eo firenena,
tianao ve izay fitadiavana etsy sy eroa ohatra momba ny fahasalamana, te hianatra dokotera ve ianao
tianao ve ny hitantana banky na koa orinasa mpanodina entana hamidy eny an tsena maro be, toa tsenan ny trano, tsenan ny fatana fahandro vaovao sady hialana amin ny saribao, ahoana no ataoko hahafahana mampiasa fatana gaz na fatana elektrika

tia karokaroka etsy sy eroa mampiasa crane mitovy, mampitatra ny fahamoran ny fiainana andavanandro

anjarana ry Tanora vanona no misafidy, betsaka ny azo atao fa ny tia karokaroka no ilaina

Tehaka tokana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1787