Mpanentana miampy teknisiana sy ireo tia asa

1. saho ( 15/11/2017 14:31)
Ny mpanentana ireo manana fahaizana etsy sy eroa toa ny teknisiana fanamboarana zavatra maro be tsy ampy mahatonga ny fahantrana no tsy misy

Raha misy mpanentana mandray ny asa vanona amin ny fo madio tsy miangatra, salama saina misy famatsiana vola misy fitaovana ampy etsy sy eroa dia tena mandeha ny fiainana

Ny mpanentana mba tsy hangataka foana ny sahaza ny Malagasy fa mandray andraikitra ny tsirairay na iza na iza amin ny fanamboarana, tadidio fa misy fiteny Ntaolo hoe izay tsy mahay sobika mahay fatambary, ity raha nanao fianarana ambony ianao dia system taylorismus, kanefa isika taonjato egyptien efa nanana kolontsaina tsara

Tadidio koa fa ny economie japonais efa nifandanja economie Malagasy taloha, araka ny tantara economie Malagasy, izany dia samy tamin ny andro fahapanjaka, ny japonais moa mbola tany misy mpanjaka foana fa mahery ry zareo noho ny zoto nisy teo aminy nampian ny fahaizana manao sy fitaovana ampy izay novokariny sy nisy teo aminy, karoka daholo no nahatonga ny firenena lehibe ankehitry tafa ary arahana asa io fa tsy mangataka foana na mijery fotsiny na manao tsikera, fa ASA misy fitaovana ampy no antony

Io angambany aloha no tena tsy dia hahitana firy any Gasikara any eo amin ny samy Malagasy , isika dia efa nanana kolontsaina milay be taloha sady azo lazaina fa nety, io kolontsaina io dia niseho madio fo sy salama saina ary nety teo aminn ny fiaraha monina, tsy ho averina akory fa mila hianarana any ampianarana koa ho an ireo tanora malagasy
novalian'i saho ny 16/11/2017 16:32
2. saho ( 16/11/2017 16:32)
Dia nahita le kintana mamirapiratra, ieuh mahafinaritra

Nisokatra ny famatsiana vola, mahaiza nareo mifampitsinjo fa tsy ho jamban ny vola sy fahefana satria mandalo io

Fa ireto taranaka Malagasy no tsinjovina mba ho taranaka vanona, mba asio ihany le ohabolana Malagasy na koa ny kolontsaina Malagasy fa tafavoaka isika malagasy raha tena mahay discipline

Dia ho tany sambatra tokoa le madagasikaranay, misy ranomasina , rivotra madio, tany mahavokatra mandavatoana, tany manana ny maha izy azy raha ny tena kolontsaina taloha be dia be no ampiharina

TSY MISY TSY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO, IZAY TSY MAHAY SOBIKA MAHAY FATAMBARY, NOANA NY KIBO MIVEZIVEZY NY FANAHY , TANORA RATSY FIARY ANTITRA VAO RATSY LOAKA sns.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2317