lalamby manerana an i Gasikara 
Rahoviana vao hisy train du nord et partout a mada, nofinofy izany. mamorina mandoa 50milles ariary daholo ny malagasy tsirairay ohatra hanamboana lalamby sy lalana mampitohy eraky i Gasikara. ohatrany ny niantomboan ny Wilden Westen tany Amerika taona fanamboarana lalamby amerikana taona 1920 tany ho any. Any mada lalamby Fianarantsoa mandroso sy miverina Manakara hatramin izay ka hatramin izao tsy miova, izay zany le hoe Moramora |
Valio |
Miverina eny ambony
Ny Sinoa no toa hoe hanamboatra lalam-by vaovao eto raha ny vaovao t@ gazety t@ ilay fivoriana tany Etiaopia farany teo koa |
Valio |
Miverina eny ambony
sarotra leisy ny manao latsakemboka @ izany fa ny resaka saosy dia tena mazana be eto @ tsika e |
Valio |
Miverina eny ambony