Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza?

1. saho ( 04/01/2018 15:43)
Karazana olona misy toa ny mpandraraha isankarazany misy ao Mada

Mponina tsotra sy atao hoe vahoaka fokonolona sy sefompokontany na ny hoe izany quartier mobile

Tompontrano sy mpanofa trano

Mpianatra ambaratonga ambony sy mpampianatra isankarazany

Ireo miaramila sy polisy sy mpiasampanjakana isankarazany

ireo mpanome asa sy mpiasa

ireo dokotera sy ireo marary

ireo mompera ary pasitera sy ireo mpiangona

ireo mpampiasa orinasa vaventy sy ireo mpiasa orinasa

ireo mpamboly na tantsaha sy ireo mpivarotra voly isankarazany

Ireo mpitatitra sy mpandeha fitaterana

Ireo vahiny sy ireo tompon ny asa momba izany toa hotely sy ny fialamboly amin izany toa ny fisian ny zavaboary faune et flore misy zavamaniry sy biby isankarazany

Ireo mpitatitra fiaramanidina sy ireo taterina na voyageur anhabakabaka

Ireo mpanao politika aminy toko isankarazany sy ireo vahoaka entina sahy mijoro sy mifidy izay tiany

Ireo mpivarotra sy mpividy entana isankarazany na avy ao antoerana na avy any ivelanyS

Ireo Mpanadio manao ny asany sy ireo tompon andraikitra manome asa sy ireo mpandoto

Ireo tompon ny fitaovana sy vola ary ny tany
Ireo tompon andraikitra etsy sy eroa indrindra fa ianao mamaky io

Sy ny sisa sy ny sisa tsy hary voatanisa
Raha misy ny tsy voatonoko dia anao no mameno azy

Amiko dia ampahany amin ireo ihany no tena mibahana sy misy ao mada, anjaranao no mamakafaka
Ny hialana ny fahantrana dia ny fahaizana mitsinjara ireo ary mahay mitantana hoe feno tokoa ny olona ao anatiny 95% sady mandray andraikitra no tompon ny zo indrindra fa ny toerana misy azy


Anjarantsika no mahay manadiady
Mbola gisitra ny Malagasy dia indrindra ireo tsy mahay ny vokany amin ny fiainampirenena ka hany manaonao foana sy tsy miraharaha ny tohiny, kanefa hafa izany hoe mahatakatra aiza ho aiza le toerana vonjeko ao aorinan ny fotoana na taona maro na ho an ny manaraka mitohy sy tsara fepetra maharitra sy mitondra vokatra soa eo amin ny lafiny maro be

Reraka daholo ny maro an isa ami ny Malagasy , tsy ampy fitaovana, tsy ampy tany, tsy ampy vola, tsy ampy fahaizana, tsy ampy fahendrena, tsy ampy ....dia tena tsy ampy fampianarana sns

Izany foana no hiainana satria ve hoe tany andalampandrosoana foana, manjaka foana ny kolikoly avo lenta, tsy aleo ve mandoa sarany mazava be, tsy ao anatin ny aizina
novalian'i saho ny 07/07/2018 06:56
2. saho ( 07/07/2018 06:56)
Boloky fr foana ve. Gah tsy misy matanjaka saina sy vatana ary mahery fo any ho any, efa zany foana ny tarigetra mg taloha. Aza atao manjavona fa nareo ve hiady vomanga fotsiny ry zalahy, aseho ny saina matsilo sy mahay mitsinjo ary mahita aloha aoriana ankavia ankavanana ry zalahy, teknika matanjaka avoaka ry zalahy, fitondrana firenena tsy kilalao fa tsinjovona ny fiainana ny vahoaka sy ny momba izany firenena izany amin ny lafiny kely indrindra ary lafiny an elanelany ary ny lafiny ambony indrindra. tsy aleo ny fototra no atao milay ary tena mangarahara ry zalahy iraisan ny maro an isa ary samy ho voky daholo na iza na iza, misy sokajiny io, asiana voky foana ny ambany indrindra ry zalahy dia sokajiny samihafa koa misy, fa tsy hoe tsindry hazo lena foana, ny ambany tsinjovona ny ambony mitsinjo ny ambany....tsy very mandeha fa hoe ny tanjona malagasy mitsinjo malagasy na ambony na ambany, samy mpiray tanindrazana sy miteny malagasy dia ny fitenindrazana. Ela faharetana anie ny fiteny Malagasy ary haharitra mandrakizay eo amin ny samy Malagasy ny tenindrazana ry zalahy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.106