You are here: home > Forum

Taombaovao MG

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Taombaovao MG
Valiny : 3
saho - 05/02/2019 07:27
Arabaina daholo,
rahoviana ny taombaovao MG ry zareo amin ity taona 2019 ity
Misy fihaonana ataon ny mpikambana serasera ve any MG
Mba faniriana hihaona n y Mpikambana any MG

Misaotra ho an izay mamaly
Valio | Miverina eny ambony
saho - 06/02/2019 09:16
21 Mars 2019 rehefa nanao kajikajy sns...za ihany no nahavaly ny fanontaniako napetrako

milay rehefa ny tena ihany no mahavaly fanontaniana, milay be raha eo amin ny lafiny inona na inona
Mahalala ny antony sy ny vokany....milay foana
Valio | Miverina eny ambony
hery - 07/04/2019 22:05
Toa tamin'ity weekend ity an. 5 sy 6 avril
Valio | Miverina eny ambony