Baomba nipoaka nisy naratra sy maty 26 juin 2016 teny Mahamasina eo 7 ora alina

1. saho ( 26/06/2016 18:39)
Ny fahaleovantena taratasy fotsiny tsy misy dikany
Izany antsoina hoe fahaleovantena miaro tanindrazana, tombotsoa vahoaka, tombotsoa iraisana misy sokajiny

ny vahoaka sahirana hamoretana ny zavamisy ( delestage , vidy lafo sakafo, marary tsy voatsabo satria handoavambola be ny vidimpanafody, betsaka ireo malagasy nodimandry tsy tratra antitra noho ny fahoriana mianjady aminy sns....)any Gasikara dia mampalahelo, poretina hanao matso ny mpampianatra, nomena vahana vahiny a m e r i k a n a ny fampiofanana miaramila manao matso, hampiadian ny vahiny dia miady tokoa ry tsy misaina isany sady mamarotra tanindrazana

feno voavidy vola na ny fitsarana na ny fananantany na ny harena ankibon ny tany sns...

tsy misy mandeha amin ny hoe tena Mahaleo tena tokoa i Gasikara. aiza ho aiza re ireo misaina sy manana fahendrena mahatakatra ny soa tiavina malagasy, tsy misy....

raha ny fiangonana no atao manapaka ny fandehanan ny fiainampirenena, hafa ny asan ny fiangonana

ny mpanao politika voafidy, mitokana ny fanaovana politika, manokana tsy afangaro fiangonana

Sarotra be ny fanaovana fiainampirenena ao Gasikara ao, mifangaro be amin ny olona manambola mividy varo mora be, fa ny Malagasy dia mitsipozipozy foana ny be sy maro, tsy misy mpiaro satria tsy misy mahay mitarika sy mahay fahendrena sy mitsinjo toa ny cameleon aloha aoriana afovoany
ny mpisikidy sy mpimaso manao ny ataony mamitaka, ny dahalo feno mpamono sy mpangalatra , ny mpanao politika voavidy vola sy tsy manaraka lalana kanefa tokony hatao modely ho an ny ho avin i gasikara, tsy misy fa dia very Gasikara
Malahelo ny mpiray tanindrazana matimaty foana sy mitsipozipozy foana
Indrisy mitomany isika fa hampiadian ireo vahiny maro be vola sady mafy loha be ireo mpanao politika, tsy mahay mitsinjo toa cameleon fangalana ohatra, kanefa izany aza biby misy any mada
2. harenadanny ( 27/06/2016 05:30)
ka tsy mahagaga tsony ane zany eh! ny lavaka mapisaraka ny panana sy ny mahatra efa tsy hay totofana! isika malagasy tsy manana toe-tsaina ho leader zany fa ny ho anisan'ireo miliaridera no tanjona!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2307