star
1. kallie
(
08/01/2007 13:08)
http://www.wideo.fr/player/?csig=iLyROoaftYP8&sig=iLyROoaftJYA#a_playlist
répondu par Fiffi le 08/01/2007 22:21
2. Fiffi
(
08/01/2007 15:00)
heu.....tandremo fa nanokatra an'io aho de nony vita le izy de misy fenêtre bdbbbbbbbbbbbbbb misokatra ka tena sahirana mafy aho nanidy an'ireo fenêtre ireo an ! :x
4. mignone
(
08/01/2007 15:29)
fa inona no dikanilay "heu ..." ataony i fiffi isaky izay hamaly e ?:roll:
8. Papoose
(
08/01/2007 20:32)
marina ny tenin'i fiffi fa misy fenetres be de be mi pop up mihitsy!mandreraka b tsss!!!! tandremo mihitsy tokoa!
9. Fiffi
(
08/01/2007 22:21)
Papoose: hummm......io ary no nolazaiko fa ny ahy aloha de nahatratra 30mn nanalana an'ireo pop up ireo an !
