star

1. kallie ( 08/01/2007 13:08)
http://www.wideo.fr/player/?csig=iLyROoaftYP8&sig=iLyROoaftJYA#a_playlist
novalian'i Fiffi ny 08/01/2007 22:21
2. Fiffi ( 08/01/2007 15:00)
heu.....tandremo fa nanokatra an'io aho de nony vita le izy de misy fenêtre bdbbbbbbbbbbbbbb misokatra ka tena sahirana mafy aho nanidy an'ireo fenêtre ireo an ! :x
3. kelly13 ( 08/01/2007 15:25)
za tsy nisy fenetre hafa nisokatra nefa fa juste io iany
4. mignone ( 08/01/2007 15:29)
fa inona no dikanilay "heu ..." ataony i fiffi isaky izay hamaly e ?:roll:
5. Fiffi ( 08/01/2007 15:29)
ny taty aloha de tena grave klé !
6. pissoa ( 08/01/2007 18:08)
sao de misy kankana ny ordi anjy ry Fiffi :-*:-D:-D:-D
7. Aino ( 08/01/2007 19:03)
ny taty aminko koa tsy nisy nisokatra izany!!
8. Papoose ( 08/01/2007 20:32)
marina ny tenin'i fiffi fa misy fenetres be de be mi pop up mihitsy!mandreraka b tsss!!!! tandremo mihitsy tokoa!
9. Fiffi ( 08/01/2007 22:21)
Papoose: hummm......io ary no nolazaiko fa ny ahy aloha de nahatratra 30mn nanalana an'ireo pop up ireo an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0726