Resaka papier
1. miarina
(
11/01/2007 15:05)
Mba saika hanotany aho. Ny société hiasako dia mikasa hampiditra olona etranger hiasa. NY resaka taratasy administratif sy ny sisa tsy misy olana fa ny saika hanotaniako ary ny tianay ho fantatra dia izao.
- Mandritry ny fikarakarana taratasy ve (na ho positif na ho negatif) dia mahazo miasa ilay ankizy
- Raha misy afaka manome fanazavana fanampiny dia mba omeo detail
- Mandritry ny fikarakarana taratasy ve (na ho positif na ho negatif) dia mahazo miasa ilay ankizy
- Raha misy afaka manome fanazavana fanampiny dia mba omeo detail
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 15:09
2. Fiffi
(
11/01/2007 15:13)
tsy aleo ve miandry ny paps ho ara-dalana vao miasa le olona ? raha sanatria manko ka tratran'ny inspecteur du travail zany de ho asa fotsiny eo indray zay zavatra hiseho......
3. miarina
(
11/01/2007 15:16)
Tsy azonao ilay resaka .. manotany aho hoe raha mametraka demande any @ pref sa aiza ilay olona manome azy taratasy provisoire ve ny pref hoe mahazo miasa izy en attendant sa tsia ...
4. Fiffi
(
11/01/2007 15:19)
azoko tsara ny tianao lazaina kah ! ny pref hiany no manomé paps proviz (raha hanomé ry zareo) miankina @ le contrat d'embauche indray io...
5. miarina
(
11/01/2007 15:24)
ka izay no nanotaniako satria ilay chef-nay izany te hanao zavatra ara dalana fa raha misy ttsy provisoire dia ho raisiny ilay ankizy sinon raha tsisy dia tsy afaka hampiasa azy izy mandraphavitany papier ny ilay ankizy
6. hniala
(
11/01/2007 15:35)
Ny taratasy provisoire aloha dia tsy misy fa mametraka demande d'autorisation d'emploi ao @ GUIDE ianareo, de mahazo attestation de dépôt, iny tsy midika oe tena efa afaka miasa ilay olona. Ny contat de travail kosa anefa dia tsy maintsy efa soniavina alohan'ny hametrahana taratasy satria alefa miaraka @ demande, ary aza adino fa refa mahazo autorisation d'emploi ilay olona vao mivoaka koa ny visa de déjour-ny.
Mazava kely angamba izay, raha mila fanazavàna fanampiny dia mametraha fanontaniana.
7. Fiffi
(
11/01/2007 15:39)
ka ny ahazahoany ny paps ara-dalana de mankany @ pref izy miaraka @ ny certif d'embauche de tokony tsy hisy olana ny fahazahoany an'io . Io certif io hiany manko no tena base-n'le fahazahoana paps. Ary tsy ho ela de ho azony io paps io de afaka miasa ara-dalana izy...
fa ny heritreretinao ve de hoe mahazo an'le certif izy de afaka miasa en attendant ny paps ? Tena possible mihintsy ny ahazahoany paps eo no eo raha miaraka @ le certif izy ....
fa ny heritreretinao ve de hoe mahazo an'le certif izy de afaka miasa en attendant ny paps ? Tena possible mihintsy ny ahazahoany paps eo no eo raha miaraka @ le certif izy ....
8. Samoana
(
11/01/2007 15:40)
miarina/ mba teneno ihany ny situation géographique misy anao fa afangaron'ny namana ny fomba fanao gasy sy frantsay:D
9. Fiffi
(
11/01/2007 15:43)
Samoana: wayyyyy !! tena marina zany an ! na fomba frantsay sy bulgarie na firenena hafa...
10. andry08
(
11/01/2007 16:56)
Aty frantsa dia afaka izy ny hiasa fa anisan'ny ahazoany ny paps ny certif d'embauche-ny e!
12. vancleef
(
11/01/2007 18:32)
Raha tsy mahazo an'ilay attestion provisoire de séjour 3 mois misy ny sarinao dia tsy afaka miasa. Misy soratra ao amin'ilay hoe afaka miasa. Raha tsy misy an'io ka tratra dia ilay mpampiasa no mandoa ny frais de rapatriement-nao (~3000€). Nisy lalàna voa nivaoka aingana momba an'io
14. bazylou
(
11/01/2007 22:29)
tadidio fa vao manao sonia contrat de travail ianao dia efa naman'ny mpiasa ary mitomboka ny karama na dia tsy niasa aza. Afaka miasa tsar mihitsy raha vao vita sonia ny contrat.
15. ds
(
12/01/2007 01:07)
Préfecture (titre de séjour) sy/na Direction Départementale du Travail (autorisation de travail) no manome taratasy ahafahana miasa ao Frantsa. Raha mbola eo am-pangatahana ny iray amin'ireo, dia tsy afaka miasa. Tsy afaka manao contrat koa fa fampanantenana fotsiny (promesse d'embauche).
Raha asa be mpahay/mpitady no kasaina hatao, dia sarotra be ny ahazoana alalana avy ao amin'ny DDTE raha tsy hoe tena mahitahita... Arakaraka ny vintana koa indraindray.
Raha asa be mpahay/mpitady no kasaina hatao, dia sarotra be ny ahazoana alalana avy ao amin'ny DDTE raha tsy hoe tena mahitahita... Arakaraka ny vintana koa indraindray.
16. LazaDaddy
(
12/01/2007 01:50)
miarina:ka tsy hay ny valiny raha tsy valianao ilay fanontanian'i Samoana hoe aiza io orin'asa io? Madagasikara sa Frantsa sa Canada sa Malezia sa Afrika Atsimo?
Mba saika hanotany aho. Ny société hiasako dia mikasa hampiditra olona etranger hiasa. NY resaka taratasy administratif sy ny sisa tsy misy olana fa ny saika hanotaniako ary ny tianay ho fantatra dia izao.
- Mandritry ny fikarakarana taratasy ve (na ho positif na ho negatif) dia mahazo miasa ilay ankizy
- Raha misy afaka manome fanazavana fanampiny dia mba omeo detail
18. miarina
(
12/01/2007 08:56)
Saika adinoko dsl raha izao vao mamaly ... FRance ary RP ilay toerana
19. xxx
(
12/01/2007 09:26)
izay lazain'i hniala izay ilay izy raha eto Frantsa, raha tsy mahazo autorisation de travail tsy mahazo titre de séjour en tant que travailleur, donc tsy mahazo miasa raha tsy efa mahazo autorisation de travail
Misy laps de temps kely entre autorisation de travail et titre de séjour na temporaire na tsia (satria miandry ilay voalohany vao mahazo ilay faharoa) fa toa afaka miasa ihany raha vao OK ny autorisation de travail . Alohan'ny ahazoana autorisation de travail izany dia tsy mahazo miasa

20. sechat
(
12/01/2007 11:40)
ka maninona raha déclarer-na hoe stagiaire izy mandra-pivoakan'ny taratasy ? sa tsy mety ?