foufoune

1. xxx ( 11/01/2007 13:51)
mila fanampiana reto a, efa manao douche in 4 isanandro, efa misasa am gel intime, fa mbola misy fofona iany ny foufoune, inona no atao?
novalian'i kama ny 08/02/2007 07:39
2. fasaly ( 11/01/2007 14:28)
fangah kosa de tedavino tsy ho hisy fofona na misasa ndaza! na le fait mande avy mivalarano iny aza de efa mametraka fofona anie e! sao de ilay gel nao no mamela fofona hafahafa:roll::°)
3. bazylou ( 11/01/2007 14:34)
mba nofa kosa izany vhv tsy misy fofona izany!! ary impossible be io na totofana gel sy parfum 5000000000l aza isaky ny misasa.
4. Fiffi ( 11/01/2007 15:49)
raha hasiana zany parfum 5000000000l zany ve tsy ho difotra ry bazylou ? :roll::-D
xxx: koh raha tsy inona de zany rehetra zany ve no hatao ? heu.....marina io lazain'i fasaly io an ! na de ianao mi-pipi aza de efa fofona zay sa ve de isakin'ny handeha hi-pipi koa de hisasa ? :roll:
5. fasaly ( 11/01/2007 15:54)
fiffi hihihih! na mifafa isaky ny avy lmi pipi aza anie misy fofona ihany any e! na ny hatsembohana sy ny hamandoana ihany aza mametraka fofona any fa refa fofona tsy ampiôka fotsiny izy defa izay:-D:-D:-D:-D
ny hay kou lou tiko lay misy fofona kely iny e! hummm:-D:-D:-D
6. xxx ( 11/01/2007 16:04)
izay no maha foufoune azy. tsy maintsy misy foufouna natioraly
7. fasaly ( 11/01/2007 16:17)
ié voalazanao lay tena ilazàna azy ry xxx! fofona natioraly izany fa tsy hoe tsy hisy fofona lmitsy akory izy io
8. booboo ( 11/01/2007 16:45)
xxx > fa maninona raha manatona gynéco ? Fa ny fivaviana rehetra tokoa klou dé tsy maintsy fofona aby fa rehefa mahery loatra dia misy raha zay.....
9. Ralay ( 11/01/2007 16:48)
Raha fofotrondro aloha ilay fofona dia mety misy tsy aradalana ao fa milamanantona gyneco enao ry xxx :lol:
10. xxx ( 11/01/2007 16:52)
ralay / hiafara any @ sakafo ity resaka ity fa mila resety
11. andry08 ( 11/01/2007 17:21)
ndeha mankany@ gynéco fa misy aretina tokony hojerena. Tsy normal izany fa aza miandry andro!
12. sitlo ( 11/01/2007 17:42)
gyne aloha.
Fa mety ny sainao mihitsy koa no voa. Nisy namako izay dia laziny fa maimbo foana ny tanany dia nosasany foana, sady tonga dia savony be dia be. Tsy nety afaka mihitsy ilay izy raha tsy niresaka elaela tamin'ny psy.
13. Fiffi ( 11/01/2007 18:01)
misy phobie-ny fofona angamba zany !
14. andry08 ( 11/01/2007 18:42)
mandehana any @ dokotera.
15. xxx ( 12/01/2007 09:17)
-Mandehana any @ gyneco sao misy tsy norma
-Anapaho ny volo fa sao lava loatra ka mitazona fofona be
-Gel intime tsy misy parfum ampiasaina
-Aza manao polisy saka alika na toto :wink: (synthetique) fa mety tsy zakanao dia lasa irritee ilay zavatra, andramo coton.
-Misotroa rano be
Zay aloha fa tohizan'ny hafa eo indray.
16. xxx ( 12/01/2007 09:34)
xxx:

ralay / hiafara any @ sakafo ity resaka ity fa mila resety


raha resaka re7 de avy aho @ angady sy ny harona an!

ity zao misy:

moule à la sauce vinaigrette :-D:-D:-D
jereo tsara le moule, de mitovy @ inona de le ranondranony mitovy @inona? = sauce vinaigrette


17. diamondra27 ( 12/01/2007 09:37)
Fiffi:

misy phobie-ny fofona angamba zany !



tsy phobie no filaza azy angamba fa TOC "Trouble Obsessionnel compulsif

TOC : l’enfer de l’obsession

Se laver les mains 40 fois par jour, ranger chaque soir pendant des heures ses chaussettes... 2 à 4 % de la population serait concernée par des troubles obsessionnels compulsifs. Et les plus jeunes ne sont pas épargnés par les TOC. Pourtant des traitements existent. En partenariat avec l'Association Française des Troubles Obsessionnels Compulsifs, Doctissimo fait le point sur cette maladie qui gâche la vie de milliers de personnes.

Le point sur les troubles obsessionnels compulsifs

Le point sur les TOCLes troubles obsessionnels compulsifs (TOC) font partie des pathologies de l’anxiété. Les personnes qui en sont victimes sont confrontées à des pensées préoccupantes qui reviennent sans cesse (obsessions). Elles sont contraintes, pour les chasser ou les empêcher de survenir, de se livrer à des rituels particuliers (compulsions).

18. xxx ( 12/01/2007 11:45)
-efa tany am gynéco fa salama tsara
-efa gel tsisy fofona no ampesaina (safirelle sy nivea)
-efa manala volo isan'andro, atram'izay
-fa mbola lazain'i lery fa misy fofona ranomasina iany e, any ka isaky ny manao d io iany no eritreretiko, nefa tiako dia tiako tokoa ny nonona...
19. booboo ( 12/01/2007 11:47)
xxx > Tssss, ny akamanao mitsy no miviaka ny orony kouh ....fa hono hoà, sao vao maika manimba ny flore vaginale zany mampiasa gel intime 2 be zao zany ?
20. andry08 ( 12/01/2007 11:57)
:-D:-Dilay hoe "mivika ny orony"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2627