foufoune

21. booboo ( 12/01/2007 11:59)
:°)
22. xxx ( 12/01/2007 13:29)
tsy aiko fa atramzay nitenenany anizay dia sairana aho na ny hanao ary... lasa misy blocage
23. xxx ( 12/01/2007 14:40)
raha ny marina izany dia tsy ianao no olana fa i lery
24. xxx ( 12/01/2007 14:41)
aza manao intsony raha tsy avy mandro.
25. Fiffi ( 12/01/2007 15:19)
ka henonao ve aloha hoe misy fofona sa le akamanao no milaza an'zany ?
26. xxx ( 12/01/2007 16:43)
ka na avy mandro ary ane e, lazainy fa refa exité hono za d misy lay fofona
27. sitlo ( 13/01/2007 00:10)
za kosa aloha na manitra aza tsy hanao an'izany aho eh :lol:
28. xxx ( 13/01/2007 06:47)
tsy anao in sitlo? tsy ilelaka? :-D:-D
29. fasaly ( 13/01/2007 08:21)
xxx:

aza manao intsony raha tsy avy mandro.


ka norme be kosa ange rehefa mba hanao mila mandro na misasa na lahy na vavy e!:wink:


30. fasaly ( 13/01/2007 08:23)
sitlo: tsin ange hoe sitlo koa aiza no hisy sitlo hinono na hilelaka izany!!:wink::-D
31. fasaly ( 13/01/2007 08:25)
xxx:

tsy aiko fa atramzay nitenenany anizay dia sairana aho na ny hanao ary... lasa misy blocage


aza misahirana fa asaivo tapenany ny orony fa asaivo ataony ihany lay milelaka raha tiandry kou!:?


32. sitlo ( 13/01/2007 17:41)
Mody ataoko hoe maimbo ranomasina. Ary mety izay mihitsy no antony. Mody fanina izy dia mamorona. :}
33. fasaly ( 13/01/2007 21:12)
sitlo: tsy azo:roll: i sitlo ngah lay tsy tia fofona ranomasina:°):-D
34. sitlo ( 13/01/2007 23:32)
:evil:, tena adinoko ny nanao xxx tamin'iny dia araraotin-dry fasaly be iery.

8-)
35. fasaly ( 13/01/2007 23:50)
io fa kobo! soa fa ilay tsy tia fofona.....
mba tiavo kosa ilay fofona hono ry sitlo fa natioraly anie reny fofona ireny e:roll::-D
36. xxx ( 15/01/2007 11:17)
andramo mba sasana am mercryl lé foufoune hoe , aza afangaro ny mercryl sy mercure an ! goutte kely fotsiny hatao refa alohany hanaovana firaisana iny :wink: sokiro tsara refa misasa
37. xxx ( 15/01/2007 13:52)
raharaha koa izy izany, :-D,..fa ny resaka taovam-pananahana dia misy fofona daholo e, tsy ho voatery ho maimbo fa le mivadika maimbo iny izy rehefa tsy sasaina koa. ohatra ny spermatozoide izao misy fofona de otran'izay koa koh, le lehilahy niteny oe misy fofona ranomasina ny foufoune an'ilay vehivavy rehefa excitée le vehivavy! de izay izany koa, tsy resaka fofona maimbo hoe havoretrana anie izany lay izy fa resaka fofon-javatra naturel e. za aloha tsy mahalala ny fofon'ny an'ny vehivavy (ny liquide kely mivoaka iny ) fa mety ho izay ny fofony, ohatra ny ranomasina:-D, ka na sasaina manao ahoana aza moa , angaha ho afaka raha fofona naturel.:-D
38. xxx ( 15/01/2007 15:41)
xxx:

sokiro tsara refa misasa



cure-dent ve tompoko no ampiasaina sa efa misy cure-foune eny @ mpivarotra:oops::roll: ?!




39. fasaly ( 15/01/2007 20:02)
cur-foune = ratsatanana:-P:wink:
40. ari.malala ( 16/01/2007 14:10)
xxx:

xxx:

sokiro tsara refa misasa



cure-dent ve tompoko no ampiasaina sa efa misy cure-foune eny @ mpivarotra:oops::roll: ?!








=))=))=))=))=))=)))=)=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2961