CPK

1. xxx ( 15/01/2007 20:19)
Nasaina nanao analyse aho, dia ny CPK izany hono no ambony (300 UI eo ho eo). Inona kay no dikan'izany ? Inona no mety ho vokany . Ny olako dia manao crampes matetika be aho dia nsain'ny Dr nanao analyse

Misaotra mialoha
novalian'i robin ny 04/02/2007 16:52
2. Fiffi ( 15/01/2007 22:01)
http://www.vulgaris-medical.com/encyclopedie/cpk-5953.html jereo hiany io sao de misy mahasoa !
Na izany aza , aleo ny Dr-ntsika no hamaly azy...
3. xxx ( 17/01/2007 18:48)
Misaotra an'i Fiffi
Efa tany @ Dr aho fa toa mila mijery zavatra hafa indray izy dia miandry
4. Fiffi ( 17/01/2007 22:12)
xxx: muscle ve zany io ?
5. vahiny2004 ( 18/01/2007 08:10)
Fiffi:

xxx: muscle ve zany io ?



ie , izay no mahatonga ilay crampes
6. watafon ( 18/01/2007 15:47)
xxx: matoa ambony ny taux na CPK anao d mety manana Pb musculaire zany enao satria ny asan'izy io mantsy eny anivon'ny muscle d mi-libérer energie ho ampiasaina eny anivon'ny muscle
7. Fiffi ( 18/01/2007 21:57)
de inona akia wata no azo hatao @ io ? misy manque de fer ve ?
8. xxx ( 19/01/2007 08:47)
watafon:

xxx: matoa ambony ny taux na CPK anao d mety manana Pb musculaire zany enao satria ny asan'izy io mantsy eny anivon'ny muscle d mi-libérer energie ho ampiasaina eny anivon'ny muscle


Misaotra anao t@ valiteny

Efa nahita Dr aho fa ohatry ny gaga izy satria hoy izy na mpanao sport na olona manaraka traitement intensif no mety manana taux CPK ohatran'io , izay tsy misy cas-ko daholo

Ka raha ambony ilay izy dia lasa hoe mi liberer energie be loatra be sa ny mifanohitra @ izay

Le fait d'être sédentaire ve mety mahatonga an'io , ny asako mantsy dia manery ahy tsy hihetsiketsika loatra

Dia nijerijery internet teto aho dia misy milaza fa mety ho stress no mahatonga azy, mety ho izay ve ?:(

Azo raisina ho toy ny karazana toxine ve izy io raha be loatra ?

Miala tsiny fa ohatry ny be fanontaniana be , dia misaotra mialoha . Mbola manao contre analyse + analyse plus poussée aloha izaho @ izao
9. watafon ( 29/01/2007 16:12)
tsy lasa toxine izy k ! ny taux na CPK ambony anie d fambara fa misy pb musculaire any ho any k mila jerena akaiky! ny tena atahorana mantsy dia raha ny "myocarde" no manana olana e: muscle any @ fo io !
mety mahatonga an'io ny stress k !
10. xxx ( 29/01/2007 17:14)
watafon:

tsy lasa toxine izy k ! ny taux na CPK ambony anie d fambara fa misy pb musculaire any ho any k mila jerena akaiky! ny tena atahorana mantsy dia raha ny "myocarde" no manana olana e: muscle any @ fo io !
mety mahatonga an'io ny stress k !



Misaotra anao

Angamba aloha hiezaka mba handamina saina kely fa hitako piste tsy dia diso loatra ilay stress @ izao fotoana izao :-(

Ie, toa somary taitra ilay Dr t@ valin'ilay analyse satria koa ny potassium ambonimbony 5.2, lazainy fa tsy tsara @ fo, namerina nanao analyse avy eo fa latsaka tao @ valeur normale ihany 4.7 . Ilay CPK no averina dans une semaine dia ho hita eo indray

Mamerina fisaorana anao
11. watafon ( 30/01/2007 07:23)
xxx: tsy misy tokony hisaorana zany k ! :-*
12. melody ( 30/01/2007 16:20)
watafon:dia inona izany no fanafodin'ilay CPK na izay tokony atao ankoatrany stress?
13. xxx ( 30/01/2007 17:40)
melody:

watafon:dia inona izany no fanafodin'ilay CPK na izay tokony atao ankoatrany stress?


tsy aretina aloha ilay CPK fa valeur na paramètre na indicateur , fa avy @ io ry watafon (ny Dr izany ) no mamaky hoe mety izao ny aretina na izao
14. watafon ( 31/01/2007 15:55)
melody: ny azo atao izany d manao examens hafa hijerena ny antony nampiakatra ny taux an'ilay CPK
http://www.vulgaris-medical.com/encyclopedie/cpk-5953.html
15. melody ( 31/01/2007 18:02)
watafon:m'ci fa mazava e!
16. watafon ( 01/02/2007 08:56)
melody ::wink:
17. rapala ( 01/02/2007 12:59)
xxx: so d misy cholesterol enao d mihinana fanafody misy 'statine', io manko no hitako fa mampiakatra ilay CPK.
watafon: slt :-*! marina sa tsy marina io?
18. watafon ( 01/02/2007 15:00)
rapala: marina io k ! elela an ! :-*:-*ny fanafody hypocholésterolémiant koa mantsy mampiakatra ny taux n'ny CPK !
19. rapala ( 01/02/2007 15:23)
watafon: ntsô, nalahelo 'nga akia indry?:)
nisy olona fantrao izay manko:wink: tratran'io CPK io ihany koa d novainy dokoterany ny fanafodiny dia nidina b ilay taux n'io CPK io, ka izay no nahatonga ahy nanontany an'i xxx.
20. watafon ( 02/02/2007 15:35)
rapala: ie tena nalahelo mitsy kou !:cry: :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689