CPK

21. rapala ( 02/02/2007 19:18)
aza :cry: izany hoa:wink:
22. robin ( 02/02/2007 20:08)
Raha mbola mankany @ lay radoko ianao dia anotanio izy hoe ny CPK-MB ve sa ny CPK-BB sa ny CPK-MM no miakatra.
Iry voalohany miakatra raha ny nofon'ny fo no mijaly ohatra hoe infarctus du myocarde ity faharoa no mikatra raha ny atidoha no mijaly ohatra ny olona tapaka lalandra(AVC) ary ity farany izay ataoko fa io no mahazo anao no miakatra refa ny nofo tsotra no mijaly hohita izany rehefa avy manao biopsie eo @ nofo marary (myosites na polymyosite sy ny sisa.
Anotanio izy dia mety hahazo précision ianao.
Ary ny potassium moa de mety mampanao crampe raha be loatra ny calcium koa mahatonga izany raha latsaka ... Ary mba mazoto misotro rano ve ianao 1l5/j ny ilaina ho an'ny vevavy . de aza manah e , minoa fotsiny ihany
23. watafon ( 04/02/2007 13:31)
rapala: efa :) zao k ! :-*
robin: mci toubib ! :wink:
24. robin ( 04/02/2007 16:52)
watafon : tsy misy isaorana fa izao : tsara hananan'ny marary any amitsika io toetra manadihady ny dokotera io refa mizaha aretina fa tsy ekena fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.204