Businessman ou Politicien ou Dictateur? Ra-8
1. Robert
(
15/01/2007 22:12)
""On peut dire que Ravalomanana s'est enrichi beaucoup plus que son prédécesseur"" Richard R. Marcus, professeur de sciences politiques à l'université de Huntsville (Alabama) Mais, alors que Ratsiraka l'a fait en détournant des fonds publics, Ravalomanana se sert, lui, de sa position politique pour faire en sorte que ses sociétés soient en mesure d'arracher des contrats cruciaux des mains de ses rivaux et d'acheter au rabais des entreprises publiques en cours de privatisation. ""
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:28
3. rabaradaka
(
16/01/2007 06:33)
Dadatoa Robert , primo donnez moi des preuves tangibles, secondo vous savez à l'époque de Ratsiraka,Ministres, Députés, CSR, etc ont tous volé nos richesses. Ce sont des voleurs, mais quant à l'équipe de Ravalomanana, ce sont des businessman. Il faut savoir distinguer businessman et voleur.
Mba mety ve aloha ny teny vazahako e
Mba mety ve aloha ny teny vazahako e
4. xxx
(
16/01/2007 07:11)
kay ! kay ! tena efa tsy misy mahay miteny gasy intsony le olona klé ....
5. tezitra
(
16/01/2007 11:00)
io ary ra-hery web master fafao daholo toin'ny nanaovana anay t@ ireny propagande ireny satria miteny vazaha.
sa efa lany ravalo dia tsy misy atahorana, ary tsy ilaina intsony ny teny gasy
hein , hein,

6. toovs
(
16/01/2007 11:23)
rabaradaka:
Dadatoa Robert , primo donnez moi des preuves tangibles, secondo vous savez à l'époque de Ratsiraka,Ministres, Députés, CSR, etc ont tous volé nos richesses. Ce sont des voleurs, mais quant à l'équipe de Ravalomanana, ce sont des businessman. Il faut savoir distinguer businessman et voleur.
Mba mety ve aloha ny teny vazahako e
tsy anjaran'ny tsirairay ange no mitsara
hoe nangalatra ny taloha na tsia e. ny fitondrana amin'izao sy ny fitsarana amin'izao fotoana izao no tokony hijery an'izany. matoa tsy manenjika ry zareo de midika fa madio ireny olona ireny na koa samy mangalatra ka tsy mifandazalaza sy tsy ankitoritory
7. simplex
(
16/01/2007 12:12)
tena tsy mampiditra an'le "dictateur" mintsy aloha ry Bob ny introduction-n'i toi a. In ny hifandraisan'ny dictateur @ io lesy? :-w
tezitra: :*:* :-P
tezitra: :*:* :-P
8. tezitra
(
16/01/2007 12:32)
Robert a dit :
y'a 3 choses:
-1)politiquement : Ravalo a été en prison en 1988: c déjà une critère d'ineligibilité: tsy tokony hahazo hilatsaka ho fidina(ex: Michel NOIR,...)
2)JUridiquement: je ne sé pas s'il est vraiment professeur ce Richard R. Marcus,mais où que tu ailles (amerique, france,...), ce genre de faveur à son Entreprise, et ces achats au rabais des entrreprises Publiques s'apellent en droit penal des affaires : ABUS DES BIENS SOCIAUX , ET TRAFIC D'INFLUENCE (Bernard TAPIE, Alain JUpée) en étaient condamné
DICK CHENEY et BUSH Jr est éclaboussé de l'affaire ENRON à cause de ça
3) Economiquemnt: Ca empêche les investisseurs de venir à Mcar car ils doutent le faveur accordé aux entreprises de TIko. L'environnemnet des affaires est malsain
seuls les poissons morts suivent le courant
""On peut dire que Ravalomanana s'est enrichi beaucoup plus que son prédécesseur"" Richard R. Marcus, professeur de sciences politiques à l'université de Huntsville (Alabama) Mais, alors que Ratsiraka l'a fait en détournant des fonds publics, Ravalomanana se sert, lui, de sa position politique pour faire en sorte que ses sociétés soient en mesure d'arracher des contrats cruciaux des mains de ses rivaux et d'acheter au rabais des entreprises publiques en cours de privatisation. ""
y'a 3 choses:
-1)politiquement : Ravalo a été en prison en 1988: c déjà une critère d'ineligibilité: tsy tokony hahazo hilatsaka ho fidina(ex: Michel NOIR,...)
2)JUridiquement: je ne sé pas s'il est vraiment professeur ce Richard R. Marcus,mais où que tu ailles (amerique, france,...), ce genre de faveur à son Entreprise, et ces achats au rabais des entrreprises Publiques s'apellent en droit penal des affaires : ABUS DES BIENS SOCIAUX , ET TRAFIC D'INFLUENCE (Bernard TAPIE, Alain JUpée) en étaient condamné
DICK CHENEY et BUSH Jr est éclaboussé de l'affaire ENRON à cause de ça
3) Economiquemnt: Ca empêche les investisseurs de venir à Mcar car ils doutent le faveur accordé aux entreprises de TIko. L'environnemnet des affaires est malsain
seuls les poissons morts suivent le courant
9. simplex
(
16/01/2007 13:43)
zavata 3 azo lazaina:
* voaheloky ny fitsara v i ra8 t@ 1988 sa "detention provisoire" ? sa d tena faran'ze vendrana mintsy ny HCC deba t@2001 sy HCC ra8 t@2006 namela azy hilatsaka.
* d tena tsy nieritreritra v enao fa mba efa ni-eritreretin'i ra8 io eventualite resahinao io. Poinsa efa misy arguments juridiq mamaly an'ireo koa. De tte facon, tsy i ra8 directe no manao ny adjudication ny tsenam-panjakana, sy ny fivarotana ny orin'asam-panjakana ho privatiser-na. Sarotsarotra ihany ny hiam-pangana azy @ zany
* Malsain le environment, fa tsy @ io sens hilazanao azy io. Ra io fotsiny ny blem, ny orin'asa mpanao resaka agro-alimentera sy ny izay domaine hiasan'ny orin'asan'i ra8 ihany no tsy hiroborobo
Na zany na tsy izany, za kou tsy mankasitraka an'le hoe omena an'ny orinasan'i ra8 doly ny marche. Bon tsy haiko aloha io na marina na hoe mba misy ihany azon'ny sasany e. Ny COLAS zao toa mandrombaka be mintsy kou. Tsy aleo v mba azon'ny gasy ihany... 8)

11. tezitra
(
17/01/2007 19:41)
simplex a dit
*
voaheloky ny fitsara v i ra8 t@ 1988 sa "detention provisoire" ?
Au moins un post très objectif qui merite le respect, je reponds:
Mandat de depot tsy voatery coupable, mais le dossiers a été instruit, pas de non lieu ou classement sans suite, mbola voapanga izy, tsy mbola lany ny delai de prescription, c'est à l'accusée de fournir le contraire , d'apporter son innocence c la regle juridique
* d tena tsy nieritreritra v enao fa mba efa ni-eritreretin'i ra8 io eventualite resahinao io. Poinsa efa misy arguments juridiq mamaly an'ireo koa. De tte facon, tsy i ra8 directe no manao ny adjudication ny tsenam-panjakana, sy ny fivarotana ny orin'asam-panjakana ho privatiser-na. Sarotsarotra ihany ny hiam-pangana azy @ zany
je ne sé pas , mais on part de la citation du professeur Marcus de huntsville Richard marcus rapporté par robert izay enkeny rehetra fa marina et ne choque personne, et pas dementi par la presidence plûtot toi qui pense autrement sans preuve
* Malsain le environment, fa tsy @ io sens hilazanao azy io. Ra io fotsiny ny blem, ny orin'asa mpanao resaka agro-alimentera sy ny izay domaine hiasan'ny orin'asan'i ra8 ihany no tsy hiroborobo
L'economie c à voir dans sa globalité Monsieur, déjà tu es le seul à dire fa agroalimentaire ihany no ataondravalo, or c faux il fé tous
maintenant disons que c vrai:
marché en amont: il achete du lait, du petrole, le service transport,les investisseurs dans tous ce secteur risque le privillege accordé à TIKO, facture impayés
il fé du credit, la banque court bcp de risque, etc..
Et qu dit qu'ils ne vont pas être racheté à 1 franc symbolique sur leur affaire marche bien.
marché en aval: les hotels qui achete des produits tiko, les magasins qui achete les produits finis TIko risqent la surfacturation TIKO, ou du chantage pour qu'on achete TIKO
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
14. xxx
(
19/01/2007 09:58)
marina izany tsy meloka fa efa nanomboka t@ zany ny firoboroboany tiko dia natahorana, ka raha tsy asiana tiko tsony dia ino indray no produits laitiers eto dago?dia ho voan'ny intoxication daolo hihinana ireny amidy amorondàlana ireny zany kle
15. namamy
(
20/01/2007 08:54)
tena tsy laitra ty ra tezitra ty,na izany na tsy izany moramora ihany r'ise sao tapaka lalandra tsy an'anandrony...raha i ra8 no ho enjehinao ho reraka ambokony ihany ianao