koleo sereo
1. pipiso
(
15/01/2007 16:51)
sao dia mba misy manana ny tononkiran'lé koleo sereo an'i mia kay
misaotra indrindra
2. Fiffi
(
15/01/2007 18:39)
heu...toa efa nisy nangataka an'io fa aleo aloha tadiavina kely hoe....
3. tslem
(
16/01/2007 08:37)
dia ankafizo ary e!
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/mima/video/xqpkd_mima-kole-sereo
4. Fiffi
(
16/01/2007 14:36)
hummm....milay an ! misaotra akia tslem nizara an ! :):-*:-*
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0593