KAMINI & MARLY-GOMONT
1. diamondra27
(
15/01/2007 12:30)
Samy nahalala angamba isika fa nahazo succès be mihintsy i Kamini t@ le hira rap navoakany t@ web iny.
Ny zava-niseho anefa dia nisy nangalatra ny panneau an'ilay commune MARLY GOMONT avant ny noël 2006. Nametraka plainte ny conseil général.
Hatsikana sa ahoana marina?
Dia atao inona ilay panneau?
Ny zava-niseho anefa dia nisy nangalatra ny panneau an'ilay commune MARLY GOMONT avant ny noël 2006. Nametraka plainte ny conseil général.
Hatsikana sa ahoana marina?
Dia atao inona ilay panneau?
novalian'i diamondra27 ny 16/01/2007 14:42
3. xxx
(
15/01/2007 13:24)
ity le hira : http://www.dailymotion.com/visited/search/kamini/video/xdyi9_kamini-marly-gomont
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
5. diamondra27
(
15/01/2007 18:28)
xxx: tsy nivoaka le izy ô!nefa hevitra tsara iny natao eto mba hahitàna azy
mety hanaovany collection ngamba fa raha tsy zany tsy hitako we atao inona ka!
misy olona hitako t@ TV manao ireny collection plaque ireny, de ny an'ny sasany indray we plaque d'immatriculation no tadiaviny-fiara amerikana