kristianina?
1. LazaDaddy
(
15/01/2007 04:54)
Tena gaga aho rey olona noho ny tranga hitako tato ho ato. Ny olona tafasiry amiko rehetra dia fantariko foana aloha na mino an'i Kristy na tsia, mba ahaizako miresaka aminy araka ny tokony ho izy.
- tato ho ato dia maromaro ireo nilaza fa "tsy kristianina" hono izy fa "katolika"
- androany indray aho niara-nisakafo tamina silamo ary rehefa avy nivavaka aho dia nanontaniany hoe: "fa ianao Katolika sa Kristianina"?
:?:

répondu par prime le 22/01/2007 12:51
2. kitjo
(
15/01/2007 06:16)
Ny aty koa samihafa mihitsy ny iantsoana ny Katolika sy Kristiana...na @ statistique avoakan'ny Fanjakana aza dia samihafa
ireo izay tafiditra anaty ligue protestanta: ny evanjelika, charismatic sy ny protestanta mahaleo tena samihafa ihany no Kristiana...ny Katolika antsoina manokana mihitsy!
Ny antony hoy izy ireo dia bdb ny "pratiques" na fomba amam-panao @ Katolika sty mifanaraka @ Baiboly, Testamenta vaovao inddra...kanefa ny fototry ny Christianity dia miainga avy @ taorian' i Kristy...
Hoe mirona be lotra @fanarahan-dalana "ataon' olombelona" ny katolika..no sady tsy "basE" @ Finoana an' i Jesosy ho Mpamonjy ilay Finoana fa misy facteur hafa conditions hafa..toy ny lalAna, asa soa, karemy sns....
Fa HOE kosa ny Kristiana ny Finoana, dia ny Finoana an' i Jesosy ho Mpamonjy no hany tokana mahavonjy fa afnampiny ny sisa rehetra..
@resaka Baiboly oka hoy izy ireo dia tsy mba mi se referer lotra @ baiboly ny Katolika fa @ Fampianarana ataon'ny mpitarika ihany toy ny pretra..na koa avy @ fahaizan'ny tenany sy ny tantara...misy aza HONO tsy mamaky Baiboly mihitsy fa izay ampianarina azy ihany fa tsy nozarina ny ho amin' izany ny Katolika fa asa hoe sao hiatandry zareo angamba ny tsy fitoviana @ voalaza anaty Baiboly sy ny fampianarana asaina arahiny..
Oh oh zany fanazavana momba an'io fa za koa t@ voalohany taty gaga naheno an' izany!

3. Fiffi
(
15/01/2007 08:08)
LazaDaddy:heu....normla kosa zany koh ! ny katolika ange ohatran'hoe protestanta , na anglikana , na adventista sns......i Laza ve katolika sa protestanta sa hafa ?
- tato ho ato dia maromaro ireo nilaza fa "tsy kristianina" hono izy fa "katolika"
4. LazaDaddy
(
15/01/2007 08:22)
.i Laza ve katolika sa protestanta sa hafa ?izaho miezaka ho Kristianina
5. LazaDaddy
(
15/01/2007 08:37)
LazaDaddy:
- tato ho ato dia maromaro ireo nilaza fa "tsy kristianina" hono izy fa "katolika"
Fiffi:normale ve ny hoe tsy kristianina ny katolika?
heu....normla kosa zany koh !
7. Fiffi
(
15/01/2007 14:35)
izaho miezaka ho Kristianina=D=D ^:^
normale ve ny hoe tsy kristianina ny katolika?Laza: tsy zany no tiako lazaina an ! fa misy zao ny protestanta , na katolika , na anglikana na hafa "kristiana"
8. vale
(
15/01/2007 14:39)
ny katôlika tsy kristianina? ny atao hoe kristianina araka ny mba fahalalàko dia ireo izay antokom-pinoana mino an'i Jeso kristy ho Andriamanitra! avy @ hoe kristy anie ny teny hoe kristianina e, ny silamo ohatra tsy ao anatiny,... ka na inona fombafomban'ny katôlika, toy ny hoe tsy famakiana firy ny baiboly sns, dia amiko fanankihana be fahatany ny katôlika fotsiny ihany izany.
9. xxx
(
15/01/2007 15:09)
ka na inona fombafomban'ny katôlika, toy ny hoe tsy famakiana firy ny baiboly sns, dia amiko fanankihana be fahatany ny katôlika fotsiny ihany izany.Ny fomban'ny katolika ve no fanakianana azy ? :roll::roll:
10. Fiffi
(
15/01/2007 15:47)
prime:hummm....zah koa aza tena gaga mihintsy hoe avy @ Laza zao zavatra zao....
Mahagaga indray izany tranga voalazan'i LD izany an...:wink:
Fa ny Kristiana ve tsy ny olona zay mino , manara-diha an'Andriamanitra eh ! mpivavaka , miaina @ zay voalazan'baiboly na zay manaraka ny tenin'Tompo .....de ao zany ny katolika , ny protestanta , ny anglikana sns......
(fa mahagaga zany hoe ianao ve katolika sa kristiana ?):roll:
11. xxx
(
15/01/2007 16:27)
Koa na isika eto @ sera2 ary ve tsy efa tokony ahalala izany fa tsy Kristiana ny katôlika e! , nahoana ary jereo ny katôlika refa omenao teny ao anaty baiboly eny fa na dia tenin'i Kristy zao aza dia laviny , ary tsy eto ihany izany fa na @ ireo namana eny ivelan'ity sera2 ty aza
13. Fiffi
(
15/01/2007 20:35)
xxx::-w:-w
Koa na isika eto @ sera2 ary ve tsy efa tokony ahalala izany fa tsy Kristiana ny katôlika e! ,
14. vale
(
15/01/2007 22:06)
xxx:8O
Koa na isika eto @ sera2 ary ve tsy efa tokony ahalala izany fa tsy Kristiana ny katôlika e! , nahoana ary jereo ny katôlika refa omenao teny ao anaty baiboly eny fa na dia tenin'i Kristy zao aza dia laviny , ary tsy eto ihany izany fa na @ ireo namana eny ivelan'ity sera2 ty aza
15. vale
(
15/01/2007 22:07)
xxx:
ka na inona fombafomban'ny katôlika, toy ny hoe tsy famakiana firy ny baiboly sns, dia amiko fanankihana be fahatany ny katôlika fotsiny ihany izany.Ny fomban'ny katolika ve no fanakianana azy ? :roll::roll:
xxx> de tsy haiko aloha fa nalaiko avy t@ ireo voalazan'i Kitjo ery ambony ireo fotsiny io an! vakio tsara daholo hatrany ambony aloha anie eh!:wink:
17. piste
(
15/01/2007 23:27)
Raha misy angamba ny tena kristianina dia ny Katòlika. Ary izy no fivavahana ipoiran'iretsy fivavahana madinika sisa rehetra milaza azy ho kristianina.
Ny mpino ao aminy no betsaka indrindra. Ary ny influence-ny internationale dia matanjaka tokoa. Atahoran'ny mpitondra fanjakana matetika izy io no izay tanjany izay fa indrindra moa ny Silamo.
Koa tsy mahagaga rah miavaka @ fivavahana kristianina rehetra izy. HAny ka betsaka koa ny manaratsy. Iny moa tsy olana loatra satria complexe matetika no mahatonga izany.
Amin'izao tsy ny fifandraisana @ ireo fiangonana kristianina madinika ireo( isan'izany ny protestant) no pbl ny Katòlika fa ny fiaraha-miasa @ ireo Finoana hafa tsy kristianina toy ny Silamo, Bouddhista eny fa dia ny Fivavahan-drazana aza. Izay zavatra tsy possible velively @ iretsy kristianina majinika ireto izany satria ho azy raha tsy ao anatin'ny fivavahana kristianina dia mpanompo sampy.
Farany, Na hofenoin'ilaisany sujet momba ny fanenjehana Katòlika aza eto dia tsy hampihena ny lanjany izany. Ianareo ihany no voa. Ary aza mitsaratsara ohatr'io raha tsy hainao ny tena foto-pampianaran'ny KAtòlika. VAvan'ny olna ve no iaingan'ny affirmation-nao, pauvre !
Izay fa sao lava loatra.

18. LazaDaddy
(
15/01/2007 23:41)
Fiffi:tsy avy amiko io fa avy amin'ireo Katolika namako:)
hummm....zah koa aza tena gaga mihintsy hoe avy @ Laza zao zavatra zao....
piste:Piste ah! Tsy hanenjika na iza na iza no nanoratako an'io fa mba vakio izay nosoratako sao sendra diso famaky ianao :)
Farany, Na hofenoin'ilaisany sujet momba ny fanenjehana Katòlika aza eto dia tsy hampihena ny lanjany izany.
piste:sarotra amintsika ny mi-TSARA tena toy izany fa ny Tompo no mahita ny ao am-po :) Kanefa dia amporisihina ny rehetra hanara-dia an'i Kristy :)
Raha misy angamba ny tena kristianina dia ny Katòlika.
19. piste
(
15/01/2007 23:56)
Tsy diso famaky aho fa mba jereo ireo soratan'ny olona ireo. Sa odinao tsy hita.
Manaraka izany, tsy mitsara tena aho fa ny histoire sy ny réalité no miteny ho azy. Izay porofo tsy azontsika toherina na lavina velively izany.
Ary farany aza any @ resak'olona mandende eny ho aho no iangan'ny affirmation-nareo fa ampiasao kely io saina io. Silamo izay tsy mahalala momba ny kristianina no sady tsy kristianina akory ve dia mahagaga anao.
Aiza ary isika izany ry Dada !

20. cutie
(
16/01/2007 00:01)
Tsy hitanareo nga ty dinika ty ?
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45a7ea93e5216