Vehivavy Be Resaka
1. miarina
(
15/01/2007 09:19)
Matetika izany henoko foana hoe ny vehivavy be resaka raha miohatra @ lehilahy. Rehefa jerena tokoa ny olona be point indrindra isambolana dia vavy daholo ankoatrany olona iray
novalian'i vale ny 22/01/2007 19:09
3. simplex
(
15/01/2007 10:10)
tsy atao mahagaga intsony ngamba zany. Ny vevavy be resaka, ny lelah mody mihaino :°)...;-)
ps: i niko nge ndraindray lelah, ndraindray vevavy e :-P
ps: i niko nge ndraindray lelah, ndraindray vevavy e :-P
5. booboo
(
15/01/2007 11:02)
fa ny vhv tokoa be resaka kah. Tsy haiko raha voadinikareo fa matoa tsy miresaka zay lé vhv dia ao raha....fa refa bee resaka izy dia ça va tsara zay ny môraliny...
6. xxx
(
15/01/2007 12:02)
misy aloha dia tena be resaka e, ary mamorona sy mandainga ny hiafaràny rehefa lany resahina, hihi
7. diamondra27
(
15/01/2007 12:24)
miarina:
Matetika izany henoko foana hoe ny vehivavy be resaka raha miohatra @ lehilahy. Rehefa jerena tokoa ny olona be point indrindra isambolana dia vavy daholo ankoatrany olona iray
ye, marina io ka! efa hitako t@ TV ny démonstration an'io. Nasiana camera eran'ny trano dia nisy couple 3 sa 4 no nanaovana le test , dia hita fa le vhv mahavita mots be de be par rapport @ le lhl.
Rehefa @ tél zany moa de tsy lazaina intsony.
Bla bla bla
ka ny lhl matetika de il va à l'essentiel fa ny vhv mbola mila mihodikondina mandreraka vao mahateny ze lazaina raha misy tadiavina (calculatrice sy manipulatrice e! sa tsy marina 'zany);-);-)
bonané aloha miarina e!:-*:-*:-*
8. miarina
(
15/01/2007 12:25)
Merci .. bonne année Diamondra :*:*... de za rery ve
Nena bonne année daolo ze sendra mamaky eto
Nena bonne année daolo ze sendra mamaky eto
9. diamondra27
(
15/01/2007 12:38)
miarina:
Merci .. bonne année Diamondra :*:*... de za rery ve
Nena bonne année daolo ze sendra mamaky eto
io zao de mety hiteraka resabe raha tohizana.:-D:-D
Ka ianao irery aloha no novaliako dia ianao irery no mahazo bonané:-P:-P:lol:
13. andry08
(
15/01/2007 13:37)
Ka tsy aleo ve ny vehivavy hiresaka fa raha tsy izany anie dia hangina daholo ny tontolo e! Heritrereto hoe tsy misy miteny na dia iray aza! Angamba ho lasa adala ny hiafarana. Na dia izany aza dia izay ao @ fo anie no havoaky ny vava, noho izany dia mila miresaka foana eny na dia hipetsona eo foana aza, tsy mandainga fa miserasera.:D
14. lapino
(
15/01/2007 13:38)
De vô mainka nahabe angano koa ity resaka telefon illimité illimité ity
16. Samoana
(
15/01/2007 14:18)
miarina:
Matetika izany henoko foana hoe ny vehivavy be resaka raha miohatra @ lehilahy.
mahafinaritra kosa aloha izany satria mampahita tory tsara mahasolo radio FM @ alina e:-D
17. Fiffi
(
15/01/2007 14:26)
andry08: tena marina akia io lazaindry io an ! de mba ahoana zany ry zareo raha tsy hiresaka fa hidiana foana io vava io de ahoana ?
lapino: :-D:-D:-D grave an ! soahiany fa misy ny illimité klé ! :-D:-D:-D
lapino: :-D:-D:-D grave an ! soahiany fa misy ny illimité klé ! :-D:-D:-D
18. toulou81
(
15/01/2007 16:54)
vakio ny boky nosoratan'i ALON GRATCH :"Si les hommes pouvaient parler". Les 7 clés de la psychologie masculine.
19. pissoa
(
15/01/2007 16:59)
miarina:
Matetika izany henoko foana hoe ny vehivavy be resaka raha miohatra @ lehilahy. Rehefa jerena tokoa ny olona be point indrindra isambolana dia vavy daholo ankoatrany olona iray
Ngah tsy vehivavy daholo reo :roll::-D