Vehivavy Be Resaka
41. xxx
(
16/01/2007 18:20)
Ny ahy indray ny hitako, ny vehivavy dia tia mifaninana amin'ny endrika amam-bika.
43. pissoa
(
16/01/2007 18:26)
xxx:aaa !
Ny ahy indray ny hitako, ny vehivavy dia tia mifaninana amin'ny endrika amam-bika.
47. niryna
(
19/01/2007 20:35)
andry08:
Fiffi an! raha vao hidina foana ny vava dia lasa maimbo hono! Hi!hi!hi!
Marina io,saingy ny lahy rehefa miteny misy lanjany ve saingy tsy dia mamoaka ny ao am-pony izy,iza no nahatonga ny lahy matetika fohy ny andro hiainany satria ataony ao am-po daholo ny olana rehetra;-);-)
48. vale
(
22/01/2007 19:07)
diamondra27:hihihihi...ny zaza angamba mety mi-enrégistrer :-D:-D:lol:
:-D:-D:-D
ny vhv be resaka , ny lhl mpihaino de ny zaza manao inona?
49. vale
(
22/01/2007 19:09)
sitlo:hihihihi...izany ve ry sitlo?:wink::lol:
dia raha misy sitlo anakiroa eo dia iadivana aloha ny iray dia avy eo iadivana indray ny iray.
----------------CQFD