Vehivavy Be Resaka

21. sitlo ( 15/01/2007 17:09)
Raha fintinina izany dia ny vhv katsetsoka eh.
22. pissoa ( 15/01/2007 17:12)
Tsy hoe ny vehivavy no be resaka ry zareo a, fa rehefa miresaka amin'ny lehilahy dia tsy maintsy hazavaina in-2 daholo ony izay tenenina (misy blagy an'io) :-P:-D:-D:-D
23. booboo ( 15/01/2007 17:15)
wéééééééééé vive Pissoa ! :-D:-D:-D (klou klou refa avy teo jereko ndray lé blagy fa tsy tadidy :°))
24. miarina ( 15/01/2007 17:16)
Diso kosa ny pissoa e .. omeo exemple iray izao enao ... misy gateua roa eo dia olona roa.
Raha lehilahy ilay olona roa tonga de samy maka ray ho azy zareo (azony tonga de mande ho azy fa tsy variana miresaka) .. raha vehivavy anefa de zaraina roa aloha le gateau voalohany de sady miresaka ihany de avy eo zaraina roa indray le faharoa

----------------------- CQFD
25. miarina ( 15/01/2007 17:21)
Tapitra eto zany ny fandraisako anjara aminity resaka ity fa sao za ndray no lazainareo eo fa be resaka.
26. sitlo ( 15/01/2007 17:23)
dia raha misy sitlo anakiroa eo dia iadivana aloha ny iray dia avy eo iadivana indray ny iray.
----------------CQFD
27. pissoa ( 15/01/2007 17:27)
Ito le blagy raha atao dika malalaka amin'ny teny gasy (jereo ao amy google ny orizinal :-P )

Nisy rangaha ony izany namaky gazety teo ambony fandriana, dia niteny tamin'ny vadiny

Rangahy : Fantatrao ve fa ny vehivavy miteny teny 30000 isan'andro moa ny lehilahy 15000 ?
Ramatoa : Ie, mazava ho azy satria rehefa miresaka aminareo lehilahy dia tsy maintsy averina in-2.
Rangahy : Maninona an ?

:-D:-D:-D
28. booboo ( 15/01/2007 17:30)
:-D:-D
29. lapino ( 15/01/2007 17:45)
miarina:
Diso kosa ny pissoa e
:-D:-D:-D
30. pissoa ( 15/01/2007 17:51)
lapino, http://serasera.org/smileys/icon_evil.gif :-D:-D:-D
31. Fiffi ( 15/01/2007 17:54)
32. xxx ( 15/01/2007 18:26)
misy fahavoazana
33. diamondra27 ( 15/01/2007 18:32)
:-D:-D:-D

ny vhv be resaka , ny lhl mpihaino de ny zaza manao inona?
34. ftma ( 15/01/2007 18:38)
lapino: heveriko ny blagy i pissoa no naverina :(
Miaraka amin'ny olona tsy miresaka aloha mandreraka e misy raha sy anontaniana tsy miresaka aleo ihany vehivavy be resaka fa manjary sorena fontsiny
35. Fiffi ( 15/01/2007 18:41)
xxx:

misy fahavoazana
iza ? :?: :roll::roll:


36. xxx ( 15/01/2007 18:44)
tsy fiffi no misy fahavoazana fa ilay resaka "miarina"
37. Aino ( 15/01/2007 19:37)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-01-2007 13:02:26
Lohateny : Re : Vehivavy Be Resaka
misy aloha dia tena be resaka e, ary mamorona sy mandainga ny hiafaràny rehefa lany resahina, hihi
izhao kosany aloha be resaka, fa rehefa lany resaka dia milaza fotsony hoe tsy mahita lazaina dia izany fa le mamorona sy mandainga mora fatatra be ko!!:°)
38. Aino ( 15/01/2007 19:48)
hihihih misy ny sasany vhv, raha sendra mikosome hoatra, ka izy vao mahazo kely iny dia raha miteny indray vao maika mitombo intelo mihaotra ny norimaly.
39. andry08 ( 15/01/2007 20:40)
Fiffi an! raha vao hidina foana ny vava dia lasa maimbo hono! Hi!hi!hi!
40. Fiffi ( 15/01/2007 21:47)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0957