Fanontaniana

1. xxx ( 17/01/2007 17:25)
Mora milefy ve ny fitiavana?
novalian'i xxx ny 22/01/2007 02:22
2. sitlo ( 17/01/2007 17:27)
Valiny:

tsy haiko
3. cutie ( 17/01/2007 17:28)
valiny
sady eny no tsia :lol:
4. xxx ( 17/01/2007 17:30)
nefa ny fitiavako an'i cutie izao mitady ho lefy sahady
5. pissoa ( 17/01/2007 17:31)
valiny : Tsia
6. cutie ( 17/01/2007 17:32)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-01-2007 18:30:47
Lohateny : Re : Fanontaniana
nefa ny fitiavako an'i cutie izao mitady ho lefy sahady

ka zay le mampa eny azy koa:-D
7. xxx ( 17/01/2007 17:34)
ny fitiavako an'i pissoa koa izao lefy sahady
8. pissoa ( 17/01/2007 17:36)
zay ve vao lefy kle ... efa ela mitsy zay nenjasako azy ho lefy zay :-D
9. xxx ( 17/01/2007 17:37)
ary ny fitiavanao ahy izany efa lefy hatry ny ela?
10. cutie ( 17/01/2007 17:41)
nihena lanja :-D
11. fasaly ( 17/01/2007 17:44)
arakaraka ny fikolokoloina azy ihany io fa ny tena marina alou mihena anja araka teni'ni cutie e! tsy misy fitiavana jojopil foana !!!
12. xxx ( 17/01/2007 17:44)
tsy mazava ry cutie ah
13. cutie ( 17/01/2007 17:45)
efa io lazain'i fasaly io e :-D
14. xxx ( 17/01/2007 17:47)
ka ny fanontaniana hoe:
mora mihena sa tsia?
fa tsy hoe:
mihena sa tsia?
15. cutie ( 17/01/2007 17:48)
de eny sy tsia ny valiny:lol:
16. pissoa ( 17/01/2007 17:48)
xxx:

ary ny fitiavanao ahy izany efa lefy hatry ny ela?
mbola jojopil be, fa za efa ela niandry be hoe ny fitiavan'iza no le pre eto :*:-D
17. xxx ( 17/01/2007 17:50)
cutie:

de eny sy tsia ny valiny:lol:


misy fahavoazana
18. xxx ( 17/01/2007 17:52)
xxx:

ary ny fitiavanao ahy izany efa lefy hatry ny ela?

pissoa:

mbola jojopil be, fa za efa ela niandry be hoe ny fitiavan'iza no le pre eto :*:-D

Ny fitiavako anao

19. pissoa ( 17/01/2007 17:54)
Kayyy, marary be ny foko :-D:-D:-D
20. cutie ( 17/01/2007 17:54)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-01-2007 18:50:20
Lohateny : Re : Fanontaniana
Hoy i cutie:

de eny sy tsia ny valiny



misy fahavoazana

refa tsy mahazo ze lazaiko de mangina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2468