Fanontaniana

41. sitlo ( 21/01/2007 19:38)
Ka ny fanontanianao tsy nisy hoe hadihadio sy tsikerao, dia tsy nazavaiko koa.

Ny fitiavana dia ao am-po izay manaraka anao. Ny fitiavana dia anao. Ka raha ilay karazana olona tsy voafehin'ny fiainana andavan'andro ireny ianao dia tokony tsy hiova io.

Ohatra tsotsotra: raha misy mpihira tianao. Raha miala any dago ve ianao dia lasa tsy tianao intsony ilay mpihira. Tsy tianao intsony ilay mpihira rehefa mihira karazana hira tsy tianao izy.
42. xxx ( 22/01/2007 02:22)
Ny fitiavana dia ao am-po izay manaraka anao. Ny fitiavana dia anao. Ka raha ilay karazana olona tsy voafehin'ny fiainana andavan'andro ireny ianao dia tokony tsy hiova io.

Marina zany.
Kanefa mety tsy avy aty amiko ny hampiova ilay fitiavana fa mety avy amin'ilay olona hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0968