Fanontaniana

21. xxx ( 17/01/2007 18:03)
cutie:

refa tsy mahazo ze lazaiko de mangina :-D


eo dia masiaka ery, izay mihitsy no itiavako mampiavaka anao
22. xxx ( 17/01/2007 18:04)
pissoa:

Kayyy, marary be ny foko :-D:-D:-D


marary ve fa misy mpitia?


23. cutie ( 17/01/2007 18:05)
tsy aty la route ry xxx hozy zay oul zay :lol:
24. xxx ( 17/01/2007 18:05)
cutie:

tsy aty la route ry xxx hozy zay oul zay :lol:


fa aiza ry cutie


25. cutie ( 17/01/2007 18:12)
tadiavo any ho any :@
26. diamondra27 ( 17/01/2007 18:39)
xxx: arakaraka ny tadiavinao @ le olona io e!
refa azonao ze ilainao de mety tsy tianao tsony izy.

Ny sasany indray na dia azony aza le zavatra tadiaviny de vao maika mampiroboro le fitiavana.

Za tsy miresaka que du sexe eto an! fa zavatra itiavanao le olona.

27. xxx ( 17/01/2007 22:57)
xxx: je t'aime efa ela lotra no tiko enao:wink::-*:*:*:*
28. diamondra27 ( 17/01/2007 23:19)
xxx: za koa efa ela no nitia an'i xxx fa refa manala maska izy de lefy ny fitiavako azy:oops:

zay moa le kestion

:-P:-P
29. sitlo ( 18/01/2007 00:52)
mahita resaka koa nareo ato
Izay izany ry diams ilay hoe mora lefy? :lol:
30. cutie ( 18/01/2007 01:42)
refa manala maska hono:-D
31. sitlo ( 18/01/2007 01:57)
Ary cutie tsy mazava marina ange ny valitenin'i cutie tery ambony ery eh. Ohatra ny tsy serieuse izany.
32. cutie ( 18/01/2007 02:01)
valiny aiza?
avereno
33. sitlo ( 18/01/2007 02:32)
Ity

cutie:

de eny sy tsia ny valiny


Dia asiana hanampiny kely hoe

cutie:

:lol:


34. xxx ( 18/01/2007 06:53)
xxx: efa wé je t'aime efa hatry ny ela enao valio:arrow::°)
35. xxx ( 18/01/2007 11:51)

diamondra ! marina ve fa tena mitombo tokoa ny fitiavana refa omena anile tadiaviny le olona anakiray ? Tiko mba ho porofoianao raha toa ka tsy mampaninona anao ohatra ny inoana fa mety hitombo tokoa ny fitiavan'ilay olona anakiray raha ohatra ka omena azy ilay tadiaviny. Asa na azonao ny tiko hanontaniana. Satria zaho izao dia miaraka amin'ny olona anakiray efa ho 4 mois nefa dia mbola dia tsy nanome azy mihitsy zaho, satria manahy sao sanatria..... ,mirary valiny diamondra an!
diamondra27]
xxx: arakaraka ny tadiavinao @ le olona io e!
refa azonao ze ilainao de mety tsy tianao tsony izy.

Ny sasany indray na dia azony aza le zavatra tadiaviny de vao maika mampiroboro le fitiavana.

Za tsy miresaka que du sexe eto an! fa zavatra itiavanao le olona.


[/quote]


36. cutie ( 18/01/2007 14:19)
sitlo [ Valio ] 18-01-2007 03:32:39
Lohateny : Re : Fanontaniana
Ity


Hoy i cutie:

de eny sy tsia ny valiny

in no tsy azo @ io e :-D
37. booboo ( 19/01/2007 10:17)
Mora milefy ve ny fitiavana?


ié : refa tsy mandefitra, refa diso tia tena lôtra, refa tsy mahay mamela heloka sy tsy mahay manao azafady, refa feno fanahiana (sao zao, sao zao...laozan'ny omby mihahahaka eo ny farany raha tsy hihetsika f'ataovy), refa tsy mifampizara n'inona n'inona, sns.

Donky kolokoloy isaka zay miposaka ny masonandro raha tsy zay gli
38. xxx ( 20/01/2007 00:08)
Ary raha samy mifanalavi-toerana ny olon-droa?
39. sitlo ( 20/01/2007 00:19)
Mbola tsia ihany na dia mifanalavi-toerana aza. Tena serieux aho an.
40. xxx ( 21/01/2007 18:53)
mba azavao kely ry sitlo a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3316