Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jhouhlambout
(
21/01/2007 21:22)
Ary raha mba asiana vavaka kely moa ato?
Ndao mba asiana vavaka kely ato é. Dia afaka mametraka vavaka daholo izay té hametraka....
tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 16:06
jhouhlambout
(
21/01/2007 20:29)
Hafatra Farany ...
Ireto indray zao misy fomba vaovao anakiroa fametrahana hafatra @ Internet:
1- Fandefasana emailaka any @ futur (jusqu'en 2067):
http://2067.hypermoi.net/
2- Fametrahana hafatra ao aorian'ny fahafa...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 22/01/2007 12:36
landza
(
21/01/2007 20:21)
urgent!!!!
salut daholo eh , mba saika hanotany za reto hoe raha hanafatra olona ho aty italie de aiza no maka anilay certificat d'hebergement ho alefa any dago , misaotra betsaka mamaly ....
tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 01:48
jhouhlambout
(
21/01/2007 20:16)
Les 20 choses qui n'arrivent que dans les films américains
1. Dans une maison hantée, les femmes recherchent l'origine des bruits étranges en portant leurs plus beaux sous-vêtements.
2. Pourchassé dans une ville, vous aurez toujours la chance de pouvo...
tohiny
novalian'i sitlo ny 31/01/2007 22:39
Spinoff
(
21/01/2007 18:21)
Malilo
Iangaviana ireo rehetra mahay ny tonon'io hira io mba hametraka azy ato @ namana.serasera na ny rti784@hotmail.com.
Titre: Malilo
Genre: Salegy
Mpihira: Tsy hay, fa fantatra fotsiny fa VEHIVAVY no ...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/01/2007 02:13
SARERAKA2
(
21/01/2007 10:59)
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay.....
Lasa i SYLLA dia misosoKa i RABEMANANJARA........
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:41
niryna
(
21/01/2007 06:11)
Ny ray aman-dreny sy ny fitaizana ara-pilazantsara
Anjarantsika RAR no mitaiza sy mikolokolo ny ankizy ho voataiza ara-pivavahana,ka isika ihany koa no modely arahiny ao amin'ny fiainana amin'ny maha kristianina.Ny fiangonana ,ny fianarana soratra mas...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 09:43
niryna
(
21/01/2007 05:59)
Haody ry mpifankatia,ahoana no ampiarinao io LOVE io?
Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana,ahoana no fomba hanehonao izany fitiavana izany raha eo amin'ny manodidina sy ny fianakaviana?...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 30/01/2007 20:41
jhouhlambout
(
21/01/2007 01:27)
Tantarao ny Nofy nataonareo ...
Misy dikany daholo hono ny nofy rehetra, ka mba tantarao hoe ny nofy (tsara na ratsy) nataonareo dia ho lazaiko ny dikany :^) Raha tsy haiko dia mahazo milaza izay mahatsapa tena mahay hihi.....
tohiny
novalian'i dongadonga ny 29/01/2007 20:19
patrick2002
(
21/01/2007 00:11)
Lainga masina
Hono aho mba ahoana ny tenin'Andriamanitra momba ny lainga ,Misy tokoa ve ny Lainga masina sa ,mba teny gasy fotsiny io...
tohiny
novalian'i ndrena ny 31/01/2007 08:28
xxx
(
20/01/2007 23:20)
mitady psi
izany hoe ho an'i bazil...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 14:50
malagasymisera
(
20/01/2007 22:10)
sao mba ianao ny olona tadiaviko
vehivavy tsotra, tsy be teny ratsy mipetrakaeto la frantsa(l)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 19:17
bazylou
(
20/01/2007 16:51)
aza mampindrana vola
ana gasy intsony!! na koa mampian-trano izay miklandy...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2007 02:45
bazylou
(
20/01/2007 16:50)
tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!
nefa mbola mikiry biby ny ho aty ihany!!Izany ary no izy ka inona no lazaiko aminao eo!!
Milaza ianareo fa milay le8 nefa firy isan'andro no miditra klandy eto!! dia rehefa lazaina ve hoe izao no fia...
tohiny
novalian'i dadie ny 28/02/2007 18:59
bazylou
(
20/01/2007 16:44)
tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!
ka na ho vy na ho vato dia zainy no izy ary izany no aty ry zareo ka tandremo tsara aloahn'ny hivoahana an'i Madagasikara!! sao manontany tena eo !!...
tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 22:40
Fiffi
(
20/01/2007 16:36)
RETRAITE
Eo @ fiainana kristiana de mino ny olona fa ampy azy ny fivavahana ,
ampy azy ny fandehanana miangona
ampy azy ny maha-kristiana azy
ampy azy ny famakiana ny Baiboly
ampy azy izany rehetra zany sa...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 10:23
kitjo
(
20/01/2007 14:34)
Chelsea-Liverpool
1ere mi-temps zay no vita
efa 2-0 mitarik i Liverpool
manindry tanteraka i Liverpool...kivy mitsy za @ le Chelsea fa tena tsy hanao mihitsy...oh bol an-tanimbary......
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 22/01/2007 13:27
lemenakely
(
20/01/2007 13:30)
Tandremo fa misy virus mahery vaika....
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia misy virus de la tempête, mody fiche joint ilay izy fa tena manimba zavatra tokoa efa anarivony ny ordinateur tratra indrindra eto EUROPE...
tohiny
novalian'i ririmena ny 25/02/2007 10:36
lagoon
(
20/01/2007 12:41)
Le Gal RABEMANANJARA,nouveau Premier-Ministre
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/519
Imprévisible ianao ry Filoha hajaina ary kofina daholo ireto nanantena toerana.
Matoky anao izahay ry Premier-Ministre fa hito...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2007 15:14
DERATOX
(
20/01/2007 08:29)
HANGATAKA TONONKIRA
Bonjour daholo
Zay mba manana dia mba omeo azafady
Efa jamba,Fihin-tananao,Dia eto indray
TOVO J'HAY daholo no mpihira azy ireo
Misaotra mialoha!
DERRA...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 09:17
