Lasa ny mamba dia misosoka ny voay.....

1. SARERAKA2 ( 21/01/2007 10:59)
Lasa i SYLLA dia misosoKa i RABEMANANJARA.....
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:41
2. xxx ( 21/01/2007 11:08)
Ny mamba moa goavana noho ny voay?:^) Sahy ianao manao ny fampitahana.

Ny azo antoka dia tsy mamba natahorana/nihinana/nandrapaka ilay lasa.:wink:
3. exdadabe ( 21/01/2007 15:54)
olona tsy mbola niasa v dia efa ahitana tsikera :roll:
4. xxx ( 21/01/2007 16:14)
exdadabe:

olona tsy mbola niasa v dia efa ahitana tsikera :roll:


Tsy virja intsony io ka! Ny vitany tam fifidianana dia efa azo itsarana azy. Vita tsara io matoa nahazo valisoa ny lehilahy. Fa tsy voatery hitovy ny fijery :wink:
5. kitjo ( 21/01/2007 19:57)
nanao ihany kosa aloha izy t@ fifidianana e...

fa asa goavana kokoa ity miandry azy ka aleo aloha ho hita eo..

Ny mambran' ny governemanta ndray zao no andrasana hanakory...
le oe "karana" lasa Ministry ny Toe-karena, araka ny tsaho, io kosa aloha tsy ekena eeee....na manana zom-pirenena Malagasy "an-taratasy" aza!!!

Enga anie tsy hisy izany!
6. kitjo ( 21/01/2007 20:02)
ka tokony "sahona" ve? hihihih
7. jefra ( 21/01/2007 20:19)
kitjo:

le oe "karana" lasa Ministry ny Toe-karena, araka ny tsaho, io kosa aloha tsy ekena eeee....na manana zom-pirenena Malagasy "an-taratasy" aza!!!
Enga anie tsy hisy izany!


Fa inona hay no atao hoe malagasy? :wink:
Ny taranaka vazimba? Dia ny taranaky ny Melayu/Nusantra? Dia ny taranaka arabo? Dia ny zafin'ny gena? Dia ny menasofina?

Taranaka faha firy vao atao hoe gasy? Raha karana efa taranaka faha 4 na 6, mbola karana ihany?

Fanontaniana napetraka tamiko fahiny dia mba averiko am kitjo. Hoy ilay olona "ianao toa milaza fa mpihavy no fototry ny mponina, ka ny mpihavy taty aoriana izany tsy gasy intsony, na an-jato taona niainana tany aza?"


8. vancleef ( 21/01/2007 20:32)
kitjo>ka manao inona moa raha malagasy "an-taratasy" aza rehefa compétent sy tsy mamadika ny tanindrazana vaovao nofidiny na nofidiny ny RAD. i Kennedy izany amerikanina "an-taratasy" satria ny RAD immigré irlandais ary ny frantsay mety hahazo filohan'ny repoblika immigré de première génération magyar satria ny rain'i Sarko voa haingana voa nahazo nationalité frantsay fa immigré hongrois ? Ary ny reine d'Angleterre inona ny razany ? Allemand !(Saxe-Cobourg-Gotha). Ny gasy ve taranakin'ny vazimba daholo fa tsy peuple d'immigration ? Eritreritra mandalo fotsiny ny aho dia anjaran'ny tsirairay ny mieritreritra. Ra-haoviana voa hitsahatra ity resaka ethnie ity any Dago ? fa tsy ny compétence no jerena ?
9. ratonga ( 22/01/2007 01:43)
=D=D=D
10. xxx ( 22/01/2007 09:19)
lasa ny alika vao manangom-bato!...
11. kitjo ( 22/01/2007 13:06)
jefra sy vancleef. marina tsy misy anombinana dol ny lazainareo fa na resak aethnie na resaka inona tsy eken' ny saiko ilay izy...

mbola marivo lotra le 4e generation angamba tsy haiko!
sady ny fihetsik' ireto karana aloha tsy voako mihitsy na inona lazainareo mety diso aho fa hevitro samirery izay...

miara-miasa akaiky tokoa Rajabaly sy Ravalo, manao ny Magro izy izao,ao koa mbola azy ny Vanille Mad, Batpro, SCB sns...fa tsy mety @ saiko e.....le hoe atao ministra..
^:^

ENy na dia fantatro tsara aza io karana io...
12. kelly13 ( 22/01/2007 13:35)
rajabaly klou d patron-ko t@ za mbola tany ary tena c un bon patron e! mahalala manampy sy manmbitamby ny mpiasa ao aminy izy, tsy mbola nahare oul miasa na niasa t@ io karana io aho ka nilaza fa ratsy fanahy izy na masika, sady malefaka firesaka! ms radical kosa izy refa manao ny tsy mety, ce ke je comprends tres bien!! hay mety ho lsa ministra lery zany?
13. jefra ( 22/01/2007 13:47)
kitjo:

sady ny fihetsik' ireto karana aloha tsy voako mihitsy na inona lazainareo mety diso aho fa hevitro samirery izay...


Tantarao hoe izay nisy tany ry kitjo :lol:. Fa nataon'ny karana ahoana (iza?) ianao havako?

Am Kitjo izany tsy manahy raha sinoa? Ny dakoma kosa efa nisy betsaka. Ry Sylla sy ry Remi Richard ange mety vao latsaky ny generation faha 5...

Izaho manokana niova ny fijery rehefa niaina ela taty dilambato. Raha tany USA tsy ho noafaka nilatsaka Sarko satria tsy teraka tao frantsa.


14. kitjo ( 23/01/2007 10:12)
kelly> za koa mahalala azy tsara...tsy mbola nahitako oe probleme tamin' olona izy aloha fa eee....
ny saiko mitsy no simba angamba ry zareo ah!

jefra> ny karana ve? mety lasa general be raha hilaza aho oe ny karana rehetra fa efa im-bdb voa aho e...tsotra tena tsotra fa mivadika foana any ambadika tsy fantatrao ny ankamaroany..tsy hainao mitsy ny jeu-ny...

sinoa? vazaha? sns...tsy haiko fa toa tsy voako izany k! raha 4 na 5e generation ka efa tena mifangaro gasy tsara mba hafa fa oe 5e generation tany Dago fa karana tsisy fangarony ihanyyy..hhmmm

hafa ny aty, aty @ toerana misy ahy moa tsisy race pure zareo satria firenena vao niorona vao haingana...dia tsy maninona fa any amintsika toa hafa ny fahitako azy..

fa na zany na tsy izany rehefa zay safidin' ny mpitondra dia hitantsika eo ny fandehany rehefa miasa tsy maninona fa aleo aloha tazanina...lasa ny resaka no mandeha mialoha bdb...
sady ministra ko aange tsy olana afaka esoriny teo refa tsy mamely eeee
15. fijo ( 24/01/2007 22:41)
ny karana ry zareo na generation faha 100 aza ,ary na feno taratasy gasy aza,dia tsy hanaiky ny hanome ny zanany vazy ho vadina gasy an.midika izany,fa na gasy taratasy aza izy,dia tsy ahatoky gasy.ka tsy misy tokony ahatokisana azy koa.milaza izay mahita ny mifanohitra amin'io lazaiko io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376