Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 24/01/2007 18:41)
Bn ané 2007...
Que les prochains 365 levers de soleil et les 12 prochaines lunes t'apportent joie,paix et sérénité ainsi que tout les plaisirs intenses des sens...Une recette:3/4 d amour,1 zeste d'humour,1 pluie ... tohiny
novalian'i MTN ny 26/01/2007 02:23
hantakely ( 24/01/2007 18:23)
Mitady fanazavana
Manahona daholo ianareo izay ato am sera2 Izaho mba te handefa auto annee 96 ilay izy,maheno izaho mantsy fa tsy azo alefa intsony ny fiara mihoatra ny 10 ans ka tsy haiko na marina ilay izy na ts... tohiny
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:49
hery ( 24/01/2007 17:06)
Sao dia mahaliana indray.
Nofintiniko eto ambany ny fanazavana. Raha mahaliana dia mandraisa anjara. http://hery.blaogy.com/post/4/2455 Misaotra.... tohiny
novalian'i vale ny 28/01/2007 13:09
JoAm ( 24/01/2007 15:18)
FIFFI BE FITIAVANA
Tsy hay ny fisaotra anao ry FIFFI , t@ ireo fanampiana rehetra nataonao ho an'ny bavikeliko . Ny teny no mba azo hatao , tsy ho voavalinay ny fitiavanao ny namana , eny na dia mbola tsy hitanao mivant... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 11:07
Robert ( 24/01/2007 14:24)
Mpanohitra Malagasy mba tongava saina amin'izay
Daniel Rajakoba est déçu par l’opposition [I]«Madagascar a la plus bête de toutes les oppositions du monde entier. Lors d’une réunion interne à la villa Elisabeth, il y avait eu... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:09
xxx ( 24/01/2007 11:09)
Faharetan'ny tsy fanaovana ........
mba saika hanotany aho hoe :ianareo lhl ve maharitra firy volana ny tsy fanaovanareo raport @ vhv ?... tohiny
novalian'i volatil ny 19/03/2007 13:40
ronaldo09 ( 24/01/2007 10:54)
Efa nisy nahazo vady tato ve?
Mba saika hanontany ihany aho hoe efa nisy amintsika namana ve tato no nifankalala dia lasa mpivady na hoe mpisipa fotsiny!Mahafinaritra manko ny fifandraisana ato ary misy ny namana sasany ny tanjo... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/02/2007 07:53
ronaldo09 ( 24/01/2007 10:45)
Ary mba misy tia tennis ve isika ato e!
Zao manko dia mandeha ny OPEN D'AUSTRALIE! Ny demi-finale dia toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana Dames: Maria Sharapova(Russie) et Kim Clijsters (Belgique) Serena Williams(USA ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 27/01/2007 15:42
IZA ( 24/01/2007 10:21)
hangataka tononkira
Mba handefaso tononkiran'i Bodo sy Poopy ry zarezo azafady a! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i sitlo ny 26/01/2007 15:29
RALANDO ( 24/01/2007 09:10)
MIBEBAKA
Salut, Zaho mba mitady ny hiran'i TSELATRA MIBEBAKA. Zay mba manana dia mba omeo na mba himpidiro ao amin'ireo tononkira. Misaotra mialoha.... tohiny
Manitra ( 24/01/2007 08:42)
Mangataka hira
Mba mangataka ny hiran'ny tarika: - Ambondrona: Mandrakizay - Tovo j'hay: Rendez-vous - Tsy misy toa anao. Misaotra mialoha e... tohiny
Lek ( 24/01/2007 08:13)
logiciel fakana feo
Sao de mba misy manana logiciel fakana feo sy fanaovana enregistrement hira tahaka ireny @ studio ireny e! @ CD fa tsy manana internet itelechargena za... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 29/01/2007 23:15
niryna ( 24/01/2007 07:35)
Manasitrana ny ratra mahazo antsika ve Atra?
Nomen'Atra ny fara sy dimby ireto mpivady ka faly toy izany.Tsy nidilana akory ny iray volana dia narary ity zaza ka notenenin'ny mpitsabo fa nanao izay farahery izy,tsy misy intsony ny alanenina.:cry... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 06:32
microcebe ( 24/01/2007 07:01)
hira Melky (pazapa)
Manahoana doly nareo e !! tiko be ry reto ilay hiran'i Melky (pazapa) mande @ télé iny foana an !! ka ra mba misy manana iny hira iny na de ny toniny fotsiny aza de mba mangataka @nareo handefa azy ... tohiny
novalian'i microcebe ny 25/01/2007 13:56
bakobakoro ( 24/01/2007 06:38)
mitady olona manoro hevitra
bonjour;mba hanontany ireto zay mahalala;te hamoka auto avy aty europe aho nefa tsy mahay ny fandehany.Ka mba manontany anareo izay mahay anio affaire io mba ampio havitr'aho surtout zay mahalala olon... tohiny
xxx ( 24/01/2007 06:15)
fa inona kay no atao hoe vehivavy(sipa) matsatso?
Fa inona kay no atao hoe "sipa matsatso" na vehivavy matsatso izany fa fiteninareo lehilahy io matetika , rehefa inona eo amin'ny rapport le ilazana azy fa matsatso le vehivavy anakiray?sa eo amin'ny ... tohiny
novalian'i Kwasi ny 09/03/2007 02:36
fijo ( 24/01/2007 06:02)
hira namana
raha mba mifidy hira ho fahalalana ny "namana serasera"isika,dia inona no tiantsika. -namana"tsiakoraka" sa inona????mahaleo koa toa misy hira miresaka io namana io.... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:40
naritsimba ( 24/01/2007 05:35)
NY TOAKA
Miarahaba antsika namana rehetra. Betsaka ary maro tsy tambo ho isaina na dia azo atao aza ny lohahevitra sy dinika nandeha sy mbola handeha eto @ ity sehatra ity. Ny zavatra voamariko dia betsaka... tohiny
bazylou ( 23/01/2007 23:35)
ntso!! aza manam be
Le secrétaire d'Etat chargé de la Sécurité publique, Lucien Victor Razakanirina, a dû faire amende honorable devant les catholiques de Fianarantsoa. Il s'est ainsi adressé aux fidèles de l'Eg... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 05:57
bazylou ( 23/01/2007 23:33)
manomboka sahady
ny grevin'ny mpampianatra fanampiny, ny lalana nihotsaka tery nefa vitan'ilay 8 hhono io??? RAVALOLALANA ZEFA BE SY MORA SIMBA!! NY tondra drano aza tsy hay izay anaovana azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 06:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8291