Faharetan'ny tsy fanaovana ........

1. xxx ( 24/01/2007 11:09)
mba saika hanotany aho hoe :ianareo lhl ve maharitra firy volana ny tsy fanaovanareo raport @ vhv ?
novalian'i volatil ny 19/03/2007 13:40
2. diamondra27 ( 24/01/2007 12:02)
tsy maharitra akia ny lhl a!
mila mivoaka ny azy le fandehany raha tsy zany de miakatra any @ ati-doha:lol:
3. miarina ( 24/01/2007 12:09)
sur anizany ve enao ? Ny ahy anefa ny inverse no itako
4. fiderana ( 25/01/2007 06:59)
aiza kosa ê!, dia hoe miakatra any @ ati-doha,raha io no miakatra any dia mahavoan'ny sery!:lol:
5. booboo ( 25/01/2007 12:40)
:-D
6. tezitra ( 25/01/2007 13:11)
MA PETITE XXX ARRÊTE tes questions à la con, demande à ton KEUM.

SINON LA FELLATION ET LA MASTURBATION PEUVENT ÊTRE DES SOLUTIONS DE RECHANGE
7. xxx ( 25/01/2007 17:08)
odriiiiiiiiiiiiiiii fi tezitra anga naninona fanotaniana ny azy .mba valio izy e ,sika vehivavy mahatanty na 10 aza akia ry xxx ,fa ny lehilahy ,mandeha mijery film X rehefa mavesatra yny na koa mandeha mitsikilo olona :-D:-D:-D
8. jhouhlambout ( 25/01/2007 18:14)
Zà zao naharitra 23 ans:@
9. xxx ( 25/01/2007 19:18)
ny ahy 25 ans
10. tywa68 ( 25/01/2007 20:10)
oay reto voan'ny sery foana ry fiderana : omeo kleenex :-D:-D
11. xxx ( 25/01/2007 20:56)
tezitra:

MA PETITE XXX ARRÊTE tes questions à la con, demande à ton KEUM.



=D=D

12. ari.malala ( 26/01/2007 15:19)
tezitra:

MA PETITE XXX ARRÊTE tes questions à la con, demande à ton KEUM.

SINON LA FELLATION ET LA MASTURBATION PEUVENT ÊTRE DES SOLUTIONS DE RECHANGE



in az aty mahatonga fofona an'i tezitra e! :-D:-D:-D:-D sa de tena tezidava toko ty enao ty? matimaty foana am tsisy dikany eo fa atovy tsara! hihihi:-D:-D:-D
13. lektsolo ( 27/01/2007 16:21)
miankina @ tsirairay avy ny amzany.Ny lahy no matetika tsy mahatanty tsy manao ela.:cry::wink::-D
14. melianie ( 30/01/2007 18:05)
ra lehilahy alo tsy de maharitra ela izany eh ! ra ny hevitro de tokony 2 fois par semaine ra tsy izany de lasa mitady olna afa ! fa na izany aza samy manana ny toe batany ny tsirairay !!!
15. hertix ( 04/02/2007 16:04)
tsy voatery! Za mandeha matetika any @ province indraindray 2 ou 3 semaines eo fa mbola zakako tsara. Tsy alefa any fotsiny ny saina dia milamina!!
16. Aotsara ( 20/02/2007 14:55)
Arakaraky ny fisainana ihany io, tsy dia voafaritra loatra. Ny saina ihany izany no mitondra izany.:D:D
17. sakaizakely ( 20/02/2007 15:30)
azo vitaina tanana koa ange ny sasalamba e :-D ^^
18. nikopol ( 20/02/2007 15:51)
dia mapiasa savony gasy ve ry sakaizakely?
19. sakaizakely ( 21/02/2007 13:49)
niko> na savony gasy na tsy gasy, na tsy mampiasa aza mety foana ka :-D :-D :-D
20. wooda ( 27/02/2007 02:56)
maharitra taona iray farafahekiliny raha mandeha miasa @ sambo.
Tena arakarakin'ny fisainana marina io, raha tena be asa loha ireny dia tena tsy tsaroana mihintsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4042